lesth andriambelo TAXI

1. lemilay ( 09/01/2007 21:28)
MBA ILAIKO MAIKA IO TONONKIRA IO AZAFADY RAHA AZONAREO ALEFA. DIA MISAOTRA MIALOHA
novalian'i lemilay ny 10/01/2007 09:37
2. Fiffi ( 09/01/2007 21:36)
nitady hiany zah fa tena tsy nahita ...
3. lemilay ( 10/01/2007 09:37)
ary raha odéam rakoto no mihira azy ve mety ho hitanao ny tonony ? nolazaina tamiko mantsy fa lesth ny original ary nohirain'i odéam rakoto izy io avy eo. Misaotra mialoha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0608