ny eto anie ry tezitra
1. bazylou
(
08/01/2007 22:40)
olona anie efa voazanak'ilay 8 daholo , nefa ny mahagaga dia milefa aty amintsika daholo ry zalahy avy nifidy azy e!!
jereo fa ho feno indray izao ny oloa any ambany train d'aterrissage !!
Mody eto ry zalahy no avo vava ery nefa rehefa hoe andana ary mankany aminy tsysahy akory!! ohatran'ny akoholahim-bohitra.

novalian'i bazylou ny 12/01/2007 23:37
2. lagoon
(
08/01/2007 23:34)
Ary ialahy nahoana no nitsoaka?anga tsy tamana t@ paradisa socialista?
3. hery
(
09/01/2007 00:09)
"Aty amintsika" :-p
Angaha dia tena anareo koa ny aty?
Aza matahotra fa izahay ho any Dago ihany e. Izahay Malagasy ihany. Hody any ihany izahay fa mba mindrana ny aty aminareo fotsiny.
Tsy azonareo mihitsy ilay resaka.
Tsy mitovy isika
Ianareo tamin'ireny propagandy ireny dia niady zavatra ho anareo. Fa izahay tsy niady ho anay fa ho an'ny Malagasy. Ka na lany aza i Ravalo dia tsy izahay mihitsy no ndeha hody hitaky ny anjara-toerana (na ny saosy tahaka ny fanaonareo taloha).
Tsy mitovy isika.
Ianareo niady mafy ho anareo... ka nony nandresy Ravalo dia marary fo mafy mihitsy nareo :-)
Fa izahay tsy niady mafy ho anay fa ho an'ny Malagasy ka na nandresy aza ravalo dia tsy mitady tombontsoa izahay... ary raha resy teo Ravalo tsy nikiredy koa izahay :-)

4. lagoon
(
09/01/2007 00:17)
Ravalo avait raison!!
Bondo, Clovis, des milliers de sans abri, des routes coupées, d'Est à l'Ouest, du Nord au Sud les inondations font des ravages.
Devin ? Sage ? Que ceux qui osent encore critiquer la date du 3 décembre se taisent à jamais.

5. xxx
(
09/01/2007 13:05)
D'fa mieritreritra ny tena ho vazaha anga ry bazilou zany (aty amintsika angaha no betsaka any):?:
6. Fiffi
(
09/01/2007 13:07)
ka ry bazyl tsy manaiky ho resy mihintsy na efa hita zao aza fa tsy misy zavatra azo hatao intsony koh !
7. ronaldo09
(
09/01/2007 13:11)
Hoy i hery:
"Aty amintsika"
Angaha dia tena anareo koa ny aty?
Aza matahotra fa izahay ho any Dago ihany e. Izahay Malagasy ihany. Hody any ihany izahay fa mba mindrana ny aty aminareo fotsiny.
Tsy azonareo mihitsy ilay resaka.
Tsy mitovy isika
Ianareo tamin'ireny propagandy ireny dia niady zavatra ho anareo. Fa izahay tsy niady ho anay fa ho an'ny Malagasy. Ka na lany aza i Ravalo dia tsy izahay mihitsy no ndeha hody hitaky ny anjara-toerana (na ny saosy tahaka ny fanaonareo taloha).
Tsy mitovy isika.
Ianareo niady mafy ho anareo... ka nony nandresy Ravalo dia marary fo mafy mihitsy nareo
Fa izahay tsy niady mafy ho anay fa ho an'ny Malagasy ka na nandresy aza ravalo dia tsy mitady tombontsoa izahay... ary raha resy teo Ravalo tsy nikiredy koa izahay
Koa oviana ary no hody e?Nareo ange ry hery beresaka fotsiny fa na ny anatano aza tsy fantatry ravalo akory.
Ary ianao io moa mba fantatry Paraina sa any Milan ianao no mipetraka fa i Paraina any Rome!Hery aoka izay ho'a mba neutre fa web master ange ianao e!

11. fijo
(
10/01/2007 23:22)
milamina fa efa miolaminaizao ny any an tanna e.miandry daholo aloh aisika,izay hovokany eo.mandritra ity dimy taona ity.ka eto vao tena hafaka mitsara.
12. HESHA
(
11/01/2007 13:55)
tratry ny taona i fijo sy ny hafa koa.
I tezitra ary toa tsy ao akory.
Isaorana ny rehetra aloha izany fa tsy nisy ny korontana na dia tao aza ireo nihantsy ady e.
Dia tsy maninona fa modia daholo rehefa manimanina an i Dago e.
Afaka 5taona marina aloha vao afaka ary tokony hitsara zay asan-dra8 satria efa mba 10taona amzay kosa izi no nitondra e, ampy tsara zay ijerena zay vitany marina

13. fijo
(
12/01/2007 22:44)
tratry ny hoavy aby koa isika e,izay indrindra eto dia ampy tsara hitsarana azy amin'izay ny fotoana,ka eto isika vao tena hafaka ahita ny tena fomba fiasany.
14. bazylou
(
12/01/2007 23:37)
mbola afaka 5 taona ve?? ts dia nanaoinona ilay 5 taona voalohany ??