Efa mandeha ny fanangonana CV

1. rabaradaka ( 08/01/2007 06:16)
F'angaha tsy raharaha indray fa dia efa mandeha sahady ny fanangonana CV etsy sy eroa ary na antoko politika na fikambanan-drazana na fikambanam-pihaviana dia manangona CV. Samy tehoministra sy samy tehodadany daholo e !
Fa tsy namely koa aloha ilay toritenin'ny pastera Lala rasendrahasina teny Iavoloha iny e, tena hita hoe toritenin'ny mpisolelaka mihitsy. Sa teho Ministra kosa angamba e
novalian'i sitlo ny 10/01/2007 19:28
2. Fiffi ( 08/01/2007 06:23)
inona hono no zavatra nolazainy t@ zany tototeny zany ?
Heu....ka raha mba te-ho minisitra kosa aza ry zareo maninona moa ? :roll:
3. andrea ( 08/01/2007 08:29)
rabaradaka> aiza no andefasana ny CV ? za kou mbo te ho minisitra... :D :D
4. rabaradaka ( 09/01/2007 06:13)
Alefaso eny amin'izay mangataka aminao e ! F'angamba tsy nihaino ny teny Iavoloha i fiffi fa dia i pasitera Lala rasendrahasina no nila dera diso toerana ka na ny toriteny izay hafatr'Andriamanitra aza dia toa lasa resaka fampisaraham-bazana satria tena nanao "ménace" ny opposition izy. Mampalahelo fa tena mivarilavo ny sain'ny sasany.
5. andrea ( 10/01/2007 18:52)
rabaradaka > ka za angé tsy misy mangataka e !! averiko hoe mahita sopapa ianao kou.. sa hoe mahita de tsy te hanome ? 8) :D :D ? vazivazy io sao dia masiaka eo ?
6. sitlo ( 10/01/2007 19:28)
aty amiko alefa. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8605