hay ve maty

1. bazylou ( 06/01/2007 13:15)
tamin'ny 25 12 06 teo i Radama Antoine e!!.
novalian'i sitlo ny 11/01/2007 18:10
2. xxx ( 06/01/2007 14:15)
Nisy dinika 2 momba an'io teto fa lozan'i bazy manao politika de tsy nahita :-D
3. andry08 ( 06/01/2007 14:30)
Efa nalefan'ny namana teto io.
4. fiaritiana ( 06/01/2007 17:51)
tara ndray ra bazyl t@ iny a!!laozana nanao politika marina lol
5. kitjo ( 06/01/2007 18:16)
efa notanteriko teto io vao nande ny vaovao fa bazyl ts mba mamaky ny soratan'ny hafa mitsy fa variana am politika marina ngamba..hihihi

na izany na tsy izany aloha mampalahelo...asa aiza no mety ahitana ny hirany..
6. kelly13 ( 08/01/2007 18:23)
:o za kou tsy nahita izany dinika izany nefa za tsy varina tany @ resaka politika! :oops:
7. pissoa ( 08/01/2007 18:29)
Njy njay laozanjy mitazana an'i maitre ngambany :oops::-D:-D:-D
8. kelly13 ( 09/01/2007 13:00)
pissoa>ka sao mahazo punition b ra vao tsy manaraka lesona kou :-P
9. sitlo ( 11/01/2007 18:10)
niara jokona izany izy sy James Brown
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0763