mireille fanolorantena

1. vakana ( 05/01/2007 17:09)
mba maniry ny ahazo ny tonon-kiran'ny mireille @ hira hoe fanolotantena( nandalo fahazazana teny aho, nandalo hatanorana teny aho, nankamamy ity fiainana .... ) merci bcp de votre reponse vakana nice 06
novalian'i McFy ny 06/01/2007 15:11
2. memerz ( 05/01/2007 20:43)
salut!

gaga bé aho nahita an'ity hafatra ity, fa izaho sady manana ny tonony no sady manana ilay hira !

tsara an!

memerz, andefaso hafatra aho dia omeo adresse e-mail, handefasako an'ireo zavatra ireo.
3. McFy ( 06/01/2007 15:11)
Mankasitraka an'i memerz manana izany hira izany no sady mankatelina, indrindra fa raha ampian'i memerz indray koa ny tahiry ato @ ity rohy manaraka ity http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&asa=add na manome ilay hira ihany koa @ RadioVazoGazy http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p4432e92e8270e
Dia MankaFy hatrany koa ny aty e :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068