ise kely

1. ryan ( 01/01/2007 10:33)
Bandy mpankafy mahaleo mitady tononkira! Sao dia mba misy afaka manome ilay tononkira "ise kely" nareo fa efa ela iany no nitadiavako azy anefa tsy mety hitako...:roll:. Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 10:59
2. Fiffi ( 01/01/2007 10:59)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=161 de mba tsidio ny tononkira eto fa ao daholo ny hiran'ny Mahaleo de A à Z ....de tratrin'ny taona eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082