Asa na tsy dia mahazo teny frantsay aho fa tsy azoko loatra ilay tantara : navelany tany Frantsa ve ny zaza fa nikasa ho any Belgique ilay reniny ? Ka izy hiondrana ho any Belgique iny no tratra ? Efa fantatra ve fa tsy manana taratasy ara-dalàna dia avion no raisina fa tsy mba train. Ny aéroport mantsy be contrôle kokoa
Tsy haiko aloha fa ohatry ny misy tsy fitandremana betsaka ilay tantara e