hogadraindravalo na ny mpomba na ny tsy mpomba

1. salopard ( 29/12/2006 14:55)
resaka marché io, lasan'ny tiko hono ny famatsiana ny fonja, nefa vitsy dia vitsy ny mpanjifa,

sosokevitra ny minisitran'ny ekonomia: atomboy ny mponina ao amponja dia, betsaka ny mpanjifa dia mandeha ny tsena

c facile sahala @ A+b:mpanjifa mitombo=varotra miroborobo=ekonomia miakatra

Ny maina ary hono ao tena mandeha be sady tsy voarara

Toa hahantona sahala @ saddam hono i fidy, marché vaovao koa io

ekonomika daholo ny fiainana oa!
2. vetsoko ( 29/12/2006 15:42)
efa lasa pratique io e!tsy misy mpanadihady fa mety foana sady ara-dalàna
3. lapino ( 29/12/2006 18:07)
Amboarin'i Johny English am'zany i salopard kle! :wink:
4. salopard ( 29/12/2006 20:41)
tsy matahotra johny english ra-salopard, satria tsisy io, johny français, saika lasa belge, avy eo lasa soisy no misy
5. lapino ( 30/12/2006 11:12)
Tandremo fa tsy reven'lery ny bizinesy @ fonja an! :D
http://www.exclaim.ca/images/up-1johnny_english.jpg
6. rabaradaka ( 30/12/2006 11:24)
Amiko izay mangalatra dia tokony ho gadraina nefa jereo betsaka ange ireo tary ministra sy visy praiministra nangalatra fa tsy nigadra e ! Angaha moa tsy hoe nangalarina ny vola nanaovana ny boulevard mandalo ao amin'ny marais masay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069