raha toa ka esorina
1. bazylou
(
28/12/2006 00:20)
na foanana tokoa moa ny senat satria be arema loatra dia inona no maha demokraty an'ny madagasikara???
novalian'i vetsoko ny 29/12/2006 15:46
2. xxx
(
28/12/2006 01:11)
ny tsy fisian'ny arema no maha demokraty an'i madagasikara izany..
mbola mila azavaina ve?
mbola mila azavaina ve?
3. lapino
(
28/12/2006 09:29)
Fa inona tokoa moa no tena andraikitry ny senat, sao dia misy afaka manazava ? legislatif sa executif sa judiciaire sa inona ?
Dia ahoana no fomba ifidianana ny mambran'ny senat ? fa toa tsy suffrage universel aloha ...

4. bazylou
(
28/12/2006 12:47)
Ianareo koa dia tena nasian'ny arema nyaza manadino mihitsy an!! koa maninona raha ajedaka daholo nyarema rehetra!! tandremo fa mbola tafiditra 2e ny arema tamin'ireny fifidianana ireny an!! sao harary fo eo rehefa hahazo deputation ny ekipany !!
5. ravatorano
(
28/12/2006 13:35)
aza hadino aloha fa tapitra tsy ho ela ny mandat an ireo senatera ao amin io andrim panjakana io ka noho izany na arema na tim na inona d barakay avokoa fa tsy hoe b arema ao d foanana ! hihihihihih
bazylou < taiza ny arema no tafiditra faharoa tamin ny fifidianana ? sa i Rolland Ratsiraka Arema ?
Ny senat dia andri panjakana iray izay manan andraikitra mitovitovy amin ny solombavam bahoaka saingy ny fomba fifidianana azy ireo no maha samy hafa azy araky ny fahalalako aloha.
Aleo mamaky kely ny lalampanorenana malagasy d ho hita ao ny andinidininy e
:wink:
fa amiko manddany vola ihany io satria asa vitan ny solombavam bahoaka no ataony ka mendrika ho foanana sady vola tokony ampiasana amin ny zavatra hafa koa e
raha amin ny tany efa mandroso ekeko fa ilaina izany satria zareo efa manan vola atokana amin izany sa raha foanana indray io d lazaian fa hanao didi jadona indray Ravalo ???

6. bazylou
(
28/12/2006 23:12)
Ny tany demokratika rehetra dia manana senatera sy senat ary rafitra avo lenta no atao amin'izany f tsy hoe tsy reveko iretsy dia esoriko sy peako daholo!!
Ny senat no mandany ny lalana aorian'ny deputé!! rehefa samy lany ao amin'ny depute sy ny senat izay vao mijoro ilay lalana na ny volavolan'asa iray!!
NY senat koa no manao andrimaso ny volam -panjakana!!
Azafady kely tompoko fa na tsy milaza na inona na inona aza i lerola tamin'ny fifidianana faranyteo dia iza ary no ao ambadikany ?? iza?? ary inona no zavatra nataony ?? ary filohan'ny inona io olona io??

7. ravatorano
(
29/12/2006 05:50)
amiko aloha dia izay lanin ny solombavambahoaka no dinihin ny sénat ka tsy d itako loatra izay ilaina azy sady izao koa io nge tsisy hoe peako na tsy peako fa vita hatreo aloha ny hoe maro an isa tao amin ny senat ny arema e satria raha mbola hisy io dia ho"faharoa"izy araky ny resak 'i bazylou fa tsy ho tompon ny laka ohatran'ny teo aloha intsony :wink: izany hoe hanjavona eo amin 'ny tontolo politika zany ry zalah ireo atsy ho atsy ary ato anatin ny taona maro hanaraka e !
raha tena tao ambadil i lerola araky ny teninao ny arema dia tokony tsy ho ireny ihany ny vato azony fa maro b sa misy ekisikizy hafa indray ambadik izay ?
ireo arema sisasisany zany no tao ambadiny e ny nataon'ireo dia nihezaka ny faharoa amin ny isambato 10% zara nahaverimbola ary tena nifanalavitra b amin ilay voalohany an
d gaga ny mpanara baovao hoe fa d naninn loatra
ilay olona v tsy filohan ny tonga faharoa e sa tsizany indray !
^:^^:^^:^

8. BloodTitan
(
29/12/2006 09:37)
Rabazy a Ny arema matotra nge ka nisafidy ny hanohana an ndra8 tam reny e. De arema manao ahoana mou zany nanaohana an lerolan zany. Ary ra mbola otran zany foana no ataon reo arema reo de tsy ho ela de ho fahagidany, lahiniriko ara efa manakaiky an zareo reo.
9. vetsoko
(
29/12/2006 15:46)
tsy hainareo ny dikan'ilay sénat sy ny andraikitry ny sénateur sy ny pouvoir tandrify azy dia hoy ianareo sasany hoe tsy ilaina ny sénat????????????? fa i bazylou mahalala
ilaina ry reto ny opposition,izay milaza fa tsy ilaina ny opposition dia tsy tokony hanao ady hevitra politika mihintsy mihintsy