diso tia ve sa!!

1. xxx ( 27/12/2006 13:37)
za zany manana sipa; zahay efa 4 taona no niaraka
fa ny problem de zao ;za tsy te hifamaly aminy mihintsy de tsy haiko na io no hanararaotany ahy ; fa rehefa misy zavatra tiany atao ka tsy manaiky aho de milaza izy fa hisaraka na tezitra miseho mati-kambo ka tsy haiko na ny toetrako t@ 1 NO TADIAVINY HO FOLAHINA NA AHOANA ZAHAY AZO ATAO HOE RAY TRANO @IZAO SATRIA EFA VITA FIANCAILLES KANEFA RAHA IO NO ATAONY TENA MANKALEHO INONA NO ATAO HOY NAREO.
novalian'i josvoh ny 17/01/2007 12:02
2. booboo ( 27/12/2006 13:59)
F'angaha refa tsy te-hifamaly dia manaiky hanaovana an'izao raha aby aby zao ? Tsy voatery mifamaly rehefa misy raha tsy maha d'accord fa vitan'ny mifampiresaka tsotra sy milamina zany...rehefa avy tony tsara ny fo :°).

Fa maninona klou izy no tsy ekenao (tsy avelanao sa tsy tianao sa inona no dikan'io ?) manao ny raha tiany atao zao ?

Io tsisy afa-tsy ny mifampiresaka sy mifampiresaka ary mifampiresaka hatrany ny vahaolana raha te-hanana vie de couple mirindra.



3. andry08 ( 27/12/2006 14:38)
Ka raha leo sahady dia ianao no mahita ny hataonao!
Ary ny famolahana dia araka izay hevitra na hanaiky raha tia na tsia.Sao dia miseho ho mafy loha aloha ianao e! Sa izy be sitrapo? Raha leo eo amboalohany dia ho lasa lavitra ve ianareo sa hifamolaka sy hifanditra lava eny? Ianareo no tena mahita ny vahaolana fa heritrereto lalina!
4. ikaretsaka ( 28/12/2006 00:44)
XXX> tena hatr@ voalohany izy no capricieuse izany dia nandeferanao hatrany dia zatra izy....moa ianao nanatenahoe niova izy ..kanjo ny teo ihany ny teo dia ianao nanomboka leo...
resaho izy hoe tsy mi passe intsony zany hoe... sao hahatonga saina azy zany
5. Fiffi ( 28/12/2006 07:41)
xxx:
;za tsy te hifamaly aminy mihintsy de tsy haiko na io no hanararaotany ahy ; fa rehefa misy zavatra tiany atao ka tsy manaiky aho de milaza izy fa hisaraka
marina ny anao ! aza mifamaly aminy zany fa resaho fotsiny hoe zao sy zao ny zavatra tsy tantinao!
hummm.....Aleo aloha hazava tsara ny fandehan-javatra alohan'ny fanambadiana fa raha zao enao de efa leo......
Fa tsy mety kosa aloha le fanaovana menace hoe raha tsy hatao zao de hisaraka eh !


6. tywa68 ( 28/12/2006 09:05)
mifanazava tsara ny fanafodiny sa efa te-hisaraka fa miandry ny 1 hiala fotsiny ?
7. josvoh ( 17/01/2007 12:02)
Raha tena tinao tanteraka izy dia valio @ teny moramora sy tambitamby :}Fa io fitiavana io tsy mora tokoa fa tano raha mbola azonao tazomina satria tsy moramora ny ahitanao solony:!:Asa aloha fa izay ny mba hevitro fa raha tsy mety aminao dia avereno aty amoko:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563