misaotra ny namana

1. fijo ( 22/12/2006 22:40)
dia misaotra ny namana rehetra nandray anjara mavitrika teto ny tenako,fa dia variana tokoa.
hisintaka kely moa izany aho hatramin'ny janoary ,ka mino aho fa tsy hangina ny eto fa hitoy hatrany ny serasera politikan tsika.
dia mirary soa sy fety milamina hoan'ny rehetra.ary samia hotratry ny taona vaovao e.
aoka isika tsy hifanenjika,fa hampiady hevitra.
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:14
2. fasaly ( 22/12/2006 23:11)
tena mangina mitsy alou raha tsy eo i virja e!:?:(:°)aza ela lotra e!:wink:
eny ary de bonne fety i fijo, manaova fety sambatra de mifampahatsiaro refa tonga ny fety:wink:
fa ho aiza tsika:roll::P:-*
3. xxx ( 23/12/2006 01:29)
fijo> Tsy anao araika no hisintaka kely fa zah koa.
Lejim
4. lapino ( 23/12/2006 05:07)
ok e
5. fijo ( 23/12/2006 05:25)
misaotra aby ry zareo fa haka aina tsara isika fa namay ihany izay teto izay an.ry bazy kely sy ry tezidava tena nanao mafotaka mihintsy.
fa milamina iny,fa hoavy izao ny solombavam bahoaka,ka aleo haka sofla kely,fa eo koa mbola havesatra ry zalahy ireo.
ok daholo e
6. fijo ( 23/12/2006 05:26)
adino kely,fasaly an,ao fa hotsaroako indry rehefa tonga eny antampon'ny fahafinaretana ho e.hi hihi
7. diamondra27 ( 23/12/2006 07:54)
fijo: de bon voyage ary bonne fête e!
za koa ndeha hisintaka kely raha tsy ho hitanareo eto.

andeha hanao fety fa nandresy ny ekipanareo ngah?:wink:

de mampamangy any @ fianakams e
:-*:-*
8. Fiffi ( 23/12/2006 08:01)
fijo: de manaova Noely sambatra akia an ! hangina kely aloha ny forum fa lasa ny virja....:) :-*:-*:-*
9. Samoana ( 23/12/2006 09:17)
Mirary Noely finaritra sy faran'ny taona sariaka ho an'ny namana serasera tsy an-kanavaka koa samoana e ! @ Janoary indray mifankahita virtoaly, na faly na "tezitra":wink:
10. tezitra ( 23/12/2006 11:38)
pour qui tu te prends? de tena efa mihevitra ho nanana idée mihintsy an! Niditra teto ianao voky ravalo, nadeha ianao tsy niova toujours ravalo, t'a perdu ton trmps

betsaka ny nadeha tsy be resaka (vetsoko, sareraka, baradaka,....)

" Toi tu m' fous les glandes
Pis t'as rien à foutre dans mon monde
Arrache toi d' là t'es pas d' ma bande
Casse toi tu pues
Et marche à l'ombre"
RENAUD

na izany aza conseil sakafo noely et bone année : casoulet @ noely, ratatouille @ nouvel an, satria tsy azo atao ny mifety be fa be ny tsy mifety @ gasy nohon'ny ireo mifety. Tsarovy ny 4mi sy ny any atsimo. fa tsy hoe bone fête bone fête foana

11. Fiffi ( 23/12/2006 12:58)
efa la veille de Noël ve de mbola tezitra foana ?

Manaova Noely sambatra daholo ry namana ...
12. Fiffi ( 23/12/2006 21:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2314