1=2
1. jhouhlambout
(
22/12/2006 00:22)
Porofo: Soient a et b 2 nombres égaux et différent de zéro, alors :
a = b
a.b = b.b (Multiplication)
a.b = b²
a.b-a² = b²-a² (Soustraction par a²)
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
a = b+a (Simplification par: (b-a) )
a = a+a (Car a=b)
a = 2a
1 = 2 (Simplification par a)
Kanefa 1 tsy égal à 2 mihintsy, aiza ary ny erreur?

novalian'i mamific ny 24/12/2006 05:22
4. Hubert
(
22/12/2006 07:50)
a = b
a.b = b.b (Multiplication)
a.b = b²
(a.b)-a² = b²-a² (Soustraction par a²)
tokony ho a.b-a² # (a.b)-a²
eo no nitarika hadisoana any ambany
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
a = b+a (Simplification par: (b-a) )
a = a+a (Car a=b)
a = 2a
1 = 2 (Simplification par a)
Kanefa 1 tsy égal à 2 mihintsy, aiza ary ny erreur?
a.b = b.b (Multiplication)
a.b = b²
(a.b)-a² = b²-a² (Soustraction par a²)
tokony ho a.b-a² # (a.b)-a²
eo no nitarika hadisoana any ambany
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
a = b+a (Simplification par: (b-a) )
a = a+a (Car a=b)
a = 2a
1 = 2 (Simplification par a)
Kanefa 1 tsy égal à 2 mihintsy, aiza ary ny erreur?
5. lapino
(
22/12/2006 08:11)
Hubert > tsy misy fahadisoana io ka.
a.b-a² = (a.b)-a² mitovy ihany ireo
Prioritaire tsinona ny fampitomboana sy fizarana noho ny fanampiana sy fanalana
pissoa > fa poopy sa human ricky no mpampianatra kajy anareo ? :roll::-D
a.b-a² = (a.b)-a² mitovy ihany ireo
Prioritaire tsinona ny fampitomboana sy fizarana noho ny fanampiana sy fanalana
pissoa > fa poopy sa human ricky no mpampianatra kajy anareo ? :roll::-D
6. pissoa
(
22/12/2006 08:17)
aaa ! tsy zany mihitsy fa zah laozako nandinika an'le prof de maths bogosy be tany ampianarana =))=))=))
7. hery
(
22/12/2006 08:26)
Ny olana dia eo amin'ilay hoe
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
a = b+a (Simplification par: (b-a) )
b-a = 0
ka ny simplification par: b-a dia Erreur :-) (infini)
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
a = b+a (Simplification par: (b-a) )
b-a = 0
ka ny simplification par: b-a dia Erreur :-) (infini)
8. Hubert
(
22/12/2006 08:35)
ouiiii! iny indray no tsy hitako k'lé =D hery!
Hubert > tsy misy fahadisoana io ka.
a.b-a² = (a.b)-a² mitovy ihany ireo
Prioritaire tsinona ny fampitomboana sy fizarana noho ny fanampiana sy fanalana
lapino^:^
Hubert > tsy misy fahadisoana io ka.
a.b-a² = (a.b)-a² mitovy ihany ireo
Prioritaire tsinona ny fampitomboana sy fizarana noho ny fanampiana sy fanalana
lapino^:^
10. simplex
(
22/12/2006 09:29)
hery:io ndray fa tsy azoko :oops::oops:
b-a = 0
ka ny simplification par: b-a dia Erreur (infini)
11. lapino
(
22/12/2006 10:01)
hery, =D=D
pissoa, :-D:-D:-D
De hoe ohatra an'zao izy rehefa developpé (voaboraka moa zany @ teny gasy? :roll:)
ohatra an'zao rehefa factorisé
ohatra an'zao rehefa simplifié ...
simp, le kôzin'là ihany io ka :)
a.(b-a) = (b+a).(b-a) (Factorisation)
Satria (b-a)=0, dia ohatra ny tsy misy ihany ny zero, izany hoe: (b-a)=
Dônky : a = b+a
8):D

12. simplex
(
22/12/2006 10:16)
8)8):-D:-D:-D
ka le hoe b-a=0 dia Erreur(infini) no tsy azoko, otran'ny hoe 0=Erreur(infini).
ka le hoe b-a=0 dia Erreur(infini) no tsy azoko, otran'ny hoe 0=Erreur(infini).
14. nolalaina
(
22/12/2006 10:18)
simplex:
io ndray fa tsy azoko :oops::oops:
zah kou lesy mba tsy mahazo !! :oops: :oops:
Nénà ny hany mba haiko dé oé i anona = i anona :°) (lé misoratra eny @ tambou reny )
15. miarina
(
22/12/2006 10:28)
Inona ary no tsy azonareo am'izany
Lim 1/X = Infini ( raha 0+ dia +infini raha 0- dia -X->0 infini)
Tamiza nianatra zany .. efa ela marina le
Lim 1/X = Infini ( raha 0+ dia +infini raha 0- dia -X->0 infini)
Tamiza nianatra zany .. efa ela marina le
17. pissoa
(
22/12/2006 10:49)
nolalaina::-D:-D:-D
Nénà ny hany mba haiko dé oé i anona = i anona :°) (lé misoratra eny @ tambou reny )
19. Aino
(
22/12/2006 11:18)
Hoy i nolalaina::-D:-D
Nénà ny hany mba haiko dé oé i anona = i anona (lé misoratra eny @ tambou reny )
20. jhouhlambout
(
22/12/2006 12:01)
simplex:
8)8):-D:-D:-D
ka le hoe b-a=0 dia Erreur(infini) no tsy azoko, otran'ny hoe 0=Erreur(infini).
Satria a = b, zany hoe (b-a) = 0 kanefa, raha simplifier-ko @ (b-a) ilay zavatra dia tsy mety zatria: Division par Zéro, ka raha zavatra iray no diviser-na par 0 dia infini ny valiny... CQFD