vavao tsara, vavao ratsy, vaovao tena ratsy

1. dailynews ( 21/12/2006 01:11)
vaovao tsara: nahazo sms tany @ ilay malalany izy.
vaovao ratsy: nilaza taminy ilay malalany fa hisaraka aminy
vaovao tena ratsy: diso adiresy kay ilay sms.

VT: nanao voyage afera niaraka t@ chef-ny izy tany australie(samy lehilahy)
Vratsy: voatery nizara chambre izy ireo fa tsy ampy ny bugdet
Vtenaratsy: teo ampisakafoanana dia tsara tarehy ianao hoy ilay chef-ny

vtsara: bevohoka ilay vadiny
vratsy: nisy ny olona nanao prediction fa ho faty ilay dadan'ilay zaza vao teraka ilay vehivavy.
vtenaratsy: maty ilay mpifanolobodirindrina
novalian'i aigredoux ny 12/01/2007 10:34
2. ikaretsaka ( 21/12/2006 01:27)
hahahaha
hay ve i daily news ity mahita zavatra tsara ohatran'izao e
3. lapino ( 21/12/2006 01:27)
Rehefa i dailynews no milaza vaovao :D:D
4. ikaretsaka ( 21/12/2006 01:37)
Vaovao tsara: no testen'ilay Radoko ilay Razoky voan'ny cancer dia nivoaka ny valiny

Vaovao ratsy: 1 andro sisa no ahavelomany

Vaovao tena ratsy: Adinon'ilay dokotera no niteny azy fa kay efa omaly no tokony nolazaina azy ny vaovao!



5. xxx ( 21/12/2006 04:15)
=))=))
6. jentilisa ( 21/12/2006 05:39)
Tsy maintsy manomboka amin'ny vaovao tsara foana moa?
7. booboo ( 21/12/2006 09:55)
Dailynews > :-D:-D:-D:-D:-D
8. ratonga ( 21/12/2006 10:16)
=))=))=))
9. kelly13 ( 21/12/2006 13:21)
=))=))
10. pissoa ( 21/12/2006 13:24)
Ito no tena tiako
vtsara: bevohoka ilay vadiny
vratsy: nisy ny olona nanao prediction fa ho faty ilay dadan'ilay zaza vao teraka ilay vehivavy.
vtenaratsy: maty ilay mpifanolobodirindrina
:-D:-D:-D
11. Hubert ( 22/12/2006 08:39)
tsy ratsy :-D:-D
Dailynews > =))=))=))
12. aigredoux ( 22/12/2006 11:04)
Vaovao ratsy: Tena malahelo aho milaza aminao rangahy fa tsy ho tody rariva intsony ny aim-badinao fa efa grave loatra ny aretina mahazo azy.
Tonga de niantso phone tany an-trano rangahy: Ahenao ry zareo ny fatram-bary sy laoka rariva fa ho faty ono ramatoa e
13. booboo ( 22/12/2006 11:46)
:-D:-D
14. Simpona ( 28/12/2006 14:22)
=))=))=))
15. aigredoux ( 29/12/2006 07:39)
Tany @ dokotera.
- Misy vaovao 2 hambarako anao, ny 1 ratsy, ny 1 tsara ka iza no lazaiko volohany?
- Atomboy @ vaovao ratsy fa efa vonona aho.
- Hay, ny vaovao ratsy dia izao: tsy maintsy ho tapahina ny tongotrao 2 satria misy cancer.
- Ary ny vaovao tsara dokotera?
- Misy olona vonona hividy ireo tennis-nao milay be ireo!!!
16. enteme ( 30/12/2006 13:54)
=))=))=))=))=))
17. apache ( 11/01/2007 07:45)
Tao amin'ny couvant :
Mère sup: Karaoty be indray ny laokantsika anio masera kely isany
- Ooooéééééé !!!!
Mère sup: Rapée !!
- ôôôôhhhhhh!!!!
18. aigredoux ( 12/01/2007 10:34)
=))=))=))Tsara koa zany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0739