miriorio

1. Kassy ( 20/12/2006 07:04)
miriorio ny angidina
novalian'i Annie75 ny 21/12/2006 00:17
2. Fiffi ( 20/12/2006 07:24)
:roll:
3. booboo ( 20/12/2006 10:18)
Kassy > Lé "miririo fôna ny angindina, tsy mankaiza tsy akory, f'izay ny fombany...." ve ?
4. Fiffi ( 20/12/2006 12:37)
hira ve zany sa mpihira sa inona ? tena tsy azoko an ! :roll:
5. Annie75 ( 20/12/2006 12:52)
Hiran'i Lalatiana izy io raha tsy diso aho!
6. tslem ( 20/12/2006 18:39)
Tsara iafaràna angamba ny titre ra tsy diso ah e,

Miriorio foana ny angidina
tsy mankaiza tsy akory f'izay no fombany
misavoamboana dia midina
ka mianjera any an-kady rehetra any

vola no maha-be rehareha
ka mazàna jamba ny maso voatakony
nefa mibiririoka fandeha
toy tsiny lava ka tsy mba madio

kendreo zay ataonao
saino,lanjalanjao
mandalo ihany izao eto izao
fidio ny mba ho soa
nefa tandremo koa
sao diso aoriana ka voa

harena sy voninahitra
rendrarendra tsy hita hivalaparana
fa mbola hafa maharitra
ny fitiavana tsara iafaràna

:):P
7. kelly13 ( 20/12/2006 18:40)
d za refa eo @ refrain io d manomboka mamalana @ zay, lollll!! fa mafinaritra io hira io ka!!! rija sy lalatina
8. Annie75 ( 21/12/2006 00:17)
Ié "Tsara hiafarana" marina ny titre de Rija sy Lalatiana.
Mahafinaritra tokoa io hira io kan!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069