ilay zaza nantsangana

1. salmo ( 19/12/2006 15:57)
Hoy ilay zaza:
-Maman! Papa! ¿nahoana moa izaho irery dia hafa noho ianareo ny lokoko, tsy tena zanakareo angah aho?

Hoy ireo Ray amand'Reny mpanangana:
-Anaka, tsy zanakay nateraka tokoa ianao, fa izahay dia manaiky ho Maman sy Papa ho anao. Natsanganay ho zanakay ianao ,satria, ny Ray amand'Reninao biologik dia nafoanao tokoa, sady tao anatiny fahatrana ry zareo. Dia nalainay tany amin'ny fitaizana zaza ianao. Dia indro enao manana fianakaviana vao2 indray mbola manana fitiavana lehibe.

Hoy ilay zaza:
-Eny, Maman & Papa! Tena tia ahy tokoa ianareo, satria, tsy mitsahatra ny nanoroka ahy, sady fitomaniana no nandraisanareo ny fanontaniako. Hinoko fa nariany Maman sy Papa biologik aho, dia matahotra aho saody harinareo indray. Misaotra anareo nanavotra ahy.

Hoy ireo Ray amand'Reny:
-Aza matahotra fa tsy hanary anao izahay anaka...

¡¡tandremo mitomany ao ah:-D:-D!!





novalian'i maditra ny 20/12/2006 01:47
2. xxx ( 19/12/2006 16:33)
tsy azoko
3. salmo ( 19/12/2006 16:35)
Henjeo am taxi :-P
4. Fiffi ( 19/12/2006 17:15)
fa inona no hampitomany @ io ?
5. andry08 ( 19/12/2006 17:16)
:roll::roll:ka tsy azo koa inn no henjehana @ taxi?
I salmo sa ny hevitra?
6. Fiffi ( 19/12/2006 17:32)
hatraty io tsy mahazo io..:roll::roll:
7. salmo ( 19/12/2006 17:45)
rehefa tsy hazo de vi, na element hafa :-D
8. andry08 ( 19/12/2006 18:43)
:?:misy fahavoazana!
9. Aino ( 19/12/2006 18:43)
alaivo na endreo aneritreritra ilay endro @taxi lol!!

neny salmo koa tsy mba manazava tsara nefa le olona mangataka fanazavana.
10. Aino ( 19/12/2006 18:44)
oui tsy ampy teny eo anelakelak'ilay izy fa mino aho fa mba azo kely ihany.
11. andry08 ( 19/12/2006 19:04)
tena mbola tsy azo ary tsy ho azo raha ny fandehany
12. Fiffi ( 19/12/2006 20:23)
zah aloha de tena tsy mahazo na de pitiny aza eh ! noheveriko hoe hatsikana sy lalao fa na izany aza .....
13. sitlo ( 19/12/2006 21:47)
misy fahavoazana :-D
14. maditra ( 20/12/2006 01:47)
mahay be i zandry raha hitantara an, :snif: marina raha tsy latsaka ny ranomasoko
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1405