mba rahoviana i la planete no

1. bazylou ( 18/12/2006 23:40)
hanao emission special ra8!!! mba tiako ho hita izany marina!! i Chavez io izao hita daholo ny + sy ny - , fa ny conclusion hita aloha dia tsy revin'ny usa sy ny mena sofina ry zalahy e!! asa mba hanao ahoana ny gasy ???
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:32
2. Fiffi ( 19/12/2006 05:29)
:-w:-w
3. Ranavalomanjaka ( 19/12/2006 07:30)
Tsisy dikany io tenen'ialahy io ry baz. Refa mtap de mipetraka fa tsy mameno page fotsiny eh
4. anare ( 19/12/2006 09:10)
Io filelafa menasofina io ihany no efa nampandohalika hatrami'izay. Sao Baz mihevitra fa misy ilany anao na dia kely akory aza. Ny ilany anao zao @zao ora zao dia mba ahafahany mizara ny taux de polution tokony ho anjarany. A zavaiko ra tsy azo. Mifanaraka ny firenendehibe fa ny taux de polution dia voafetra isampirenena, ry zareo dia tsy afaka mampihane ny azy loatra hany heriny dia miverina mitodidoha any @ voazanaka taloha ndray hoe zahay mandoto in-90 dia nareo 10 amizay mba azo lazaina hoe tsy nandoto tontolo iainana afatsy 50 zahay. Dia andolio eo ihany reo fa efa ny malotony zao no efa zaraina ka mbola oi e ! oi e !:?
5. jhouhlambout ( 19/12/2006 09:53)
6. naritsimba ( 19/12/2006 10:14)
lol
7. lapino ( 19/12/2006 10:27)
Raha ny fijerin'ny menasofina dia efa nasehony tamin'ny "Faut pas rĂªver" tamin'ny Fr3 iny. Ivereno tadiavina raha mahaliana an'i bazylou. Andrasondraso ihany koa fa mety mbola hisy hafa ho avy eo. Indrindra taorian'ny "poulain"-ny tsy tafalatsaka kandida iny.
8. fijo ( 19/12/2006 22:35)
izay mihintsy,aza miandry vazaha izany e,izy tsy mahay izay misy ao,fa ny anao atao tsara
9. sitlo ( 20/12/2006 06:17)
Chavez ve no tanjonao, efa firy ny olona tany venezuela no maty norarafana tamin'ny basy, ohatra ireny tamin'ny 10 Aout ireny.
Izany ve no ampitovianao amin-dra8
Mba mandiniha tsara aloha vao manome hevitra fa tena tsy mamely ry rabasil a.
10. bmw307 ( 20/12/2006 06:43)
mety ho negapose no hiafaran'ny plahanao ra mitohy ny fiasahantsinanao.
sa ho pose nega no tianao :-D:-D:-D:-Dsy sitlo , sady ny anjaran'izany sitlo izany anie manatanteraka izay nolazaina sy noeritreretiny fa tsimanana saina handinika toanao io e! taiza kou ary nisy sitlo mandinika izany e! en:?:
11. sitlo ( 20/12/2006 18:28)
negapose------------- tsy mazava
plahanao-------------- tsisy dikany
fiasahantsinanao----- tsisy dikany
:-D:-D:-D:-D------------ tsy mampihomehy

ary misy bmw mandinika kay
12. fijo ( 20/12/2006 21:45)
milamina moa nareo mitsam e
13. bazylou ( 21/12/2006 03:20)
ary firy ny olona maty mangina an'ilay 8 ?? tsny 4mi aza ireo tafaverina indray!! tsssssssss
14. sitlo ( 21/12/2006 04:05)
Hafa ny fahafatesana sy ny fandringana. Ny maty misy foana na vokatry ny aretina io na ny fahanterana na accident... fa hafa mihitsy izany tifirina amin'ny basy izany.
Ianao mimenomenona amin'ny fifidianana tao Madagasikara. Fa raha ohatra i Chavez no any, inona azonao imenomenonana eo, tia ho faty? Chavez sy Castro no hoe president dofisy isaky ny fifidianana.
15. fijo ( 21/12/2006 05:32)
mazava be izany ry fanazavana izany ry bazy kely an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477