Vita matavy ny Barca

1. ronaldo09 ( 18/12/2006 10:26)
Dia Vitaq izany iny ny coupe intercontinental ka resy ny ekipan'i Ronaldinho nanoloana ny International .Ho an'izay tsy naharaka mivantana izany avy any Japon moa dia 1 no ho 0 no nisarahana ka ny Latino Americain no nibata ny amboara!
Hita araka izany fa osa dia osa ity ekipan'ny Barca ity izao.Mbola loza koa fa i Liverpool no hifampitana aminy ny volana febroary izao eo amin'ny 1/8 final CL
2. kitjo ( 18/12/2006 11:34)
ny anah ilay
barca # Liverpool no tena andrasako

ka sao d nisy hala-bato aza nataon referee..hihiihih
3. salmo ( 18/12/2006 15:16)
::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:



:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
4. ronaldo09 ( 20/12/2006 08:46)
kitjo:

ny anah ilay
barca # Liverpool no tena andrasako

ka sao d nisy hala-bato aza nataon referee..hihiihih

Hay dia efa mianatra ny mihantsy ra-kitjo a!Tsika ange izao aty amin'ny sport e!Aty indray milamina ny raharaha!


5. Mandefitra ( 20/12/2006 09:58)
Ra Liverpool aloha tsy de atahorana.Ny erreur teo zao tokony efa ela i Gudj no nesorina...de thuram ilaina be @ le hidintrano.
...nahazo cadeau kosa aloha real fa hihaona @ Lille e,hehehe..
6. simplex ( 20/12/2006 10:09)
Tandremo ry lery fa Liverpool anie no champion teo alohan'i Barca t@ 2005 e :°)

Nena klou chelsea ihany mandra-paha resiny na champions league na premier league e :-*
7. ronaldo09 ( 25/12/2006 11:24)
Real tsy hifandona amin'ny Lille zany ry akama fa hifampitana amin'ny Bayern de munich e!
Za aloha tsy miala amin'ny Real dia eo koa i Chealsea izay manana ny maha izy azy amizao
8. kolo ( 28/12/2006 04:44)
Ny ahy less ry zala tsy hiala am Adema sy Ajesaia a
9. Mandefitra ( 10/01/2007 09:58)
Resin i Arsenal in-2 liverpool, 3-1 de 6-3, zany ve no mba adversairen i barca... mba manchester united ahay hoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6404