Ny karazany tanora

1. salmo ( 17/12/2006 20:00)
Ny tanora Malgache, dia mitovitovy am ireo frantsay ny fombafomba sy fietsika, fa ny mampiavaka azy dia; ny Malagache mbola tsy ao anatiny fandrosoana kokoa noho i Frantsa a+ mbola hidiny finoana isan-karazana.

Ny tanora frantsay amin'ity vohitra ambany LE PUY NOTRE DAME, de tahakany ireo mpianatra dingana fahatelo any Madagascar, ary mbola mampitovy ny fotoana fifoazana sy fatoriana.

Ohatra fotsiny: ny manao revy toy izao; http://www.youtube.com/watch?v=8f2zbOfxyeY&mode=related&search=
Ary mety ôtrizao daholo ny ambani-vohitrany Frantsa.
¿Ary ny tanora eny @ reni-vohitra?

Ny eto Barcelona dia tsy misy hifandraisana am fombany tanora Malgache, hatao izay havery ny fietsika sy fombafomba gasy na frantsay ambany vohitra. Zany oe zay tonga aty, hatao zay hifanarahana fa tsy maintsy makatoa ny fombany, tsy forsé fa afaka misafidy.
ohatra fotsiny http://www.youtube.com/watch?v=l8TfkOyXwCk
Raha tsy mazava ny dinikako, henjeo am taxi, fa izaho angamba efa nanary fomba sy fietsika:P:P
novalian'i xxx ny 20/12/2006 18:39
2. soanja ( 18/12/2006 04:57)
Efa milomano sy milamina ao anatin'ilay kolontsaina sy fomba any tokoa i Salmo ka. Mahafinaritra rehefa mahatsiaro fa maharaka azy tsara sy mahafantatra ny tsy mampitovy ny firenena tsirairay.
3. xxx ( 20/12/2006 18:39)
ka nisafidy le farany io anga salmo ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2114