Risy - nahoana no niverina ianao
1. samivololona
(
15/12/2006 21:26)
Manao ahoana ny fahasalamana.
Mitady ny tonon-kira ity aho, raha azo hatao :
Nahoana no niverina ianao - ny mpihira RISY, ny laharan-kira 4257 amin'ny lista.
Dia misaotra mialoha, no manao veloma.
Adiresy é-mail : vohiranav@yahoo.fr
2. cutie
(
15/12/2006 22:39)
ndraso henoiko ao @rvg e :lol:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0066