tsy mino an'ity mihitsy aho!!
1. bazylou
(
14/12/2006 22:21)
La famille à Madagascar. Une population vieillissante en 2050
14-12-2006 / 16:55
En 2004, la population à Madagascar, était estimée à 17.000.000. Les chiffres sont toujours estimés parce qu'il n'y avait plus de recensement depuis 1993.
Analakely, le centre d'Antananarivo
© DTS
C'est ce qu'a rappelé Benedict Gastineau, démographe de l'Institut de Recherche et Développement, lors d'une séance de présentation des résultats des recherches. L'alliance française de Toamasina a abrité en début de semaine l'exposition et l'exposé sur la famille à Madagascar.
En 1900, la population est estimée à 2 millions d'habitants pour passer à 15 millions en 2000. L'accélération est surtout constatée à partir de 1950 à cause du progrès de la médecine. Au bout d'un siècle, la population est multipliée par 7. C'est ainsi que les habitants de Madagascar sont projetés à 33 millions en 2030 et 52 millions en 2050, révèle toujours l'orateur avant d'ajouter qu'on s'attendra à une population vieillissante en 2050 voir plus nombreuse que l'Afrique du Sud.
L'indice Synthétique de Fécondité est l'un des facteurs dominants dans la croissance démographique. Estimé à 6,6 enfants par femme en 1966, l'ISF n'a pas franchi le seuil de six enfants que très récemment. En 2003, avec un ISF de 5,2 enfants par femme, Madagascar certes fait encore partie des pays les plus féconds au monde, mais la fécondité y est en nette diminution en 6 ans (1997-2003). L'ISF est passé de 6,0 à 5,2 enfants.
Bref, Madagascar actuellement vit la situation de l'Amérique latine dans les années 1950. Tant qu'il n'y a pas de recensement, on ne peut qu'estimer le nombre de la population à travers les dénombrements.
Jean-Claude Steve
©Midi Madagasikara

novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 20:49
2. xxx
(
14/12/2006 22:40)
lava loatra sady amin'ny teny frantsay dia mahakamo ny mamaky azy, indrindra ko moa fa mbola bazil koa no nampiditra azy :(:twisted:
3. Ruby
(
14/12/2006 23:07)
fa maninn bazylou? zany kosa ilay tonga de manao halako tarehy fotsiny fa tsy zay lazainy alou no jerena.
4. Papoose
(
15/12/2006 00:12)
xxx:
lava loatra sady amin'ny teny frantsay dia mahakamo ny mamaky azy, indrindra ko moa fa mbola bazil koa no nampiditra azy :(:twisted:
lol tonga de valio fotsiny hoe mino na tsy mino rehefa kamo hamaky koa!na koa hoe mbola misalasala!lol maninona anao kosa bazil e!aleo izy mba hitondra ny heviny8)
5. ikaretsaka
(
15/12/2006 04:28)
ka ilay inoana sy tsy inoana aza ry papoose tsy fantatr i XXX akory ko ahoana no hilazany ny heviny aryyyy
7. papounette
(
15/12/2006 14:51)
Hitako ko io fanadihadina io fa ny zavtr tsy azoko hoe innn no antony nanaovana an'io.Fandanimbola?sa tsy misy atao tsony zareo manampahaizana reo?
Zao aza dradraina hoe ahenao ny zaza,arindrao ny fiterahana...etc
Population viellissante a population vieillissante.En 2050 zany alo mbola ankibon'ny omby.Aleo 2007 alo hatrehina sa aôna?:lol:

8. Imahaka
(
15/12/2006 15:31)
2050: bobaka kofa sy sipa tanora madagasikara.Io ny tena tsy tian'ny vazaha ka mahatonga azy miteniteny foana io sy manao ito fanabeazana aiza ets ty. Miteraha foana ry zalahy an! ny ahy aloha izao efa dimy e, mbola ampiako dimy! Harena ny zaza maro ary velona foana ny kilonga na manakory fianana na manakory.
2050: population d'europe: arabo sy afrikanina, miaraka amin'ny vazaha efa antitra be azo isaina amin'ny ratsan-tongotra hihihi

9. bazylou
(
15/12/2006 16:38)
izaho koa ry mahaka dia mahita fa mety hatrany any amintsika ny miteraka maro,, mbola malalaka be dago!!
13. rainy
(
15/12/2006 20:24)
Ilaina dia ilaina ny fanarahamaso ny mponina toy izao satria arakarak'izay no hanaovana ny politika hoentina manatsara sy mandrindra ny fiainam-bahoaka.Anisan'izany indrindra ny amin'ny hoe aiza ho aiza no hanorenana trano, tanana, làlana, fianarana, hôpitaly, sekoly sy ny sisa rehetra.
Tsy adala ny manam-pahaizana satria eran'izao tontolo izao dia mitsinjo ny hoavy.
Anjaran'ny mpanao politika no manamboatra ny soridalany hoe hatao aiza ary ho toy inona ny hitondrana ity Firenena ity atsy ho atsy.

15. bazylou
(
15/12/2006 22:28)
raha ilay mpanao politikatsika no arahina dia ho lany tamingana isika ko!!!
18. Angolaina
(
20/12/2006 05:30)
Mahagaga ko le ol ! tena fandanin'andro sy vola tokoa angamba io fa ny gasy aza zao no tena be tanora ko ! :lol:
19. Fiffi
(
20/12/2006 12:47)
bazylou::roll::roll: lany tamingana ahoana koh zany ? :roll:
raha ilay mpanao politikatsika no arahina dia ho lany tamingana isika ko!!!
20. Bakobako2
(
20/12/2006 20:12)
Za klou am io 2007 avy io de tonga de ataoko kambana bdb ny zanako e! ra mahita metôda a ! fa refa tsisy fika v tsy ataoko tsikelikely eo.
Malalak'i M/kara , miteraha 7 la 7 vavy ,
ndray hisy ôtrizany ndray v !