Zahay koa tehiova

1. rabaradaka ( 11/12/2006 06:46)
Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabaradaka hoe tsy namana ity fa mpamaritsy harena fotsiny.
novalian'i Papoose ny 14/12/2006 05:15
2. Fiffi ( 11/12/2006 07:20)
:roll:
3. barry ( 11/12/2006 11:16)
iza hono zany e
4. velosoa ( 11/12/2006 14:37)
Fa maninona anefa raha lazaina ny anarany amin'izaymba fantatry ny olona izay tokony ataony. Raha azoko tsara dia rabaradaka koa izany tany amin'ny:-D Colbert
5. cutie ( 11/12/2006 17:56)
:-D:-D:-D:-D
6. bazylou ( 11/12/2006 23:19)
dia inona ny olana raha tany i lery !! tsy zaranaoaza ve mamoaka info lery!!
7. Papoose ( 12/12/2006 05:23)
bazylou:

dia inona ny olana raha tany i lery !! tsy zaranaoaza ve mamoaka info lery!!


fa le infos angaha hanatsara ny fiainanao? :-D:-P
8. rabaradaka ( 12/12/2006 12:12)
Aleo hajanona any sao manalabaraka ny TIM fa TIM mantsy io dadatoa io
9. soanja ( 13/12/2006 03:22)
rabaradaka:

Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabaradaka hoe tsy namana ity fa mpamaritsy harena fotsiny.


Resaky ny mamo zany Rabaradaka a.:-D:-D:-D:-D:-D ampidirina amin'ny sofina ilany dia avoaka amin'ny ilany.


10. lapino ( 13/12/2006 04:04)
rabaradaka:
De hoy rabaradaka hoe tsy namana ity ...
Izy aza efa nibaradaka ve ? :wink:


11. fasaly ( 13/12/2006 06:44)
:-D:-D:-D:-D:-D i baradaka kou nge raha hiaona zao lazain'i oul rehetra izao kou aiza no tsy hivaky loha:-D:-D:-D
12. Papoose ( 14/12/2006 05:15)
raba daba raba daba blada rada blara bada dada
ohatran'io v le rehefa mibaradaka moa?:°):°):°):-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097