politika ve no mampahantra an'ny malagasy?
1. xxx
(
10/12/2006 18:29)
Tsarovy fa ny malagasy dia eto amin'ny tany. Misy izany antsoina hoe politika iraisam-pirenena izany.
-Tsy mbola ifaninanan'ny vazaha(ankohatry ny sinoa) aza ny antsiaka fa vao maika ampiana mbola mitrosina ihany. (Ny vokatra sinoa sy frip no maninana)
-Inona no mba vokatra aondrantsika?
vatosoa sy volamena mbola vao avy nohadiana
sokatra sy tanalahy antsokosoko
bois de rose tsy vita rafitra
vanille
leitsy, kafe...
tsy mba misy hoe zavatra tsy natioraly izany fa
-kolikoly.
natangana ny Bianco:
nanomboka ny operation fonctionnaire fantome
nanomboka ny assegnissement amin'ny cite universitaire
Voakany:
may vokatry ny court-circuit ny dossier mikasika ny mpiasan'ny ministere de finance
may vokatry ny grevy(zay tsy hay akory hoe tena mpianatra marina ve) ny dossier mitahiry ny mombamomba ny olona mipetraka amin'ny cite
ambangovangony ireo fa ny vahoaka malagasy mihitsy no manao ny tsy mety. TSY NY REHETRA ANEFA, fa ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka

novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:21
2. xxx
(
10/12/2006 18:45)
Marina izany.
Ity koa, ny herim-pamokarana(energie) dia tsy eo am-pelatanan'ny malagasy ny fitantanana azy.
Mba hanao ciber ianao? tapaka ny courant, jirama izay efa noprivatizena.
Hanao pikla? lafo ny lasantsy (logistique petroliere efa tsy an'ny gasy).
Sarbo ihany no mba antsika, mba ahafahana manao briky honenana sy andahoana sakafo.

6. xxx
(
10/12/2006 20:35)
Efa hanao hotely 5 etoiles izao dia mitady mpiasa.
Tsy hita izy ity fa lasa ato amiko daholo ny fanana, ka dia manao investissements aho, hitsiponanareo ny potipotiny.

8. xxx
(
10/12/2006 21:18)
Raha ny hamafin'ny asa no hikajiana ny karama dia ny omby no manankarena.
11. xxx
(
11/12/2006 03:54)
raha tahaka anao daholo izay nitsemboka rehetra dia efa sambatra ny gasy