ny vola misy fa ny anaovan azy mou tsy misy!!!

1. xxx ( 10/12/2006 11:57)
8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:24
2. Imahaka ( 10/12/2006 12:00)
ka tsy misy vola toloram-potsany kle 8O , manaova projet manja be dia milatsaka any ilay vola!:P
3. papounette ( 10/12/2006 16:33)
xxx:

8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O



Tsy hitany aôna e?K'efa hoe hanaovany Hotel 05 étoiles...etc
Aza be fialonana moa e,mba mila miezaka,mila mikarokaroka,ary rehefa manao zavtr de mila proféssionnel de "sois proféssionnel e"
Enao zao no:ny fotoana mist fa ny anaovanao azy no tsy misy fa laozanao mikritika sy mitsiriritra olona fotsn.....
:-*:-*
4. besoiiin ( 10/12/2006 16:49)
misy le oul de manana fijery negatif fôna, tsy leo v lisany e, ....
5. BloodTitan ( 11/12/2006 08:16)
Io samy manana ny tombotsoany io, otranay zao tena nahita tombotsoa tam ra8 de aleonay izy iany e!!! Tam andron raDidy zay tena tsy niaina mintsy kle, fay anay de aleo ny nahitana maminy no fidiana.
6. xxx ( 11/12/2006 08:54)
8O,marina fa navita lery fa tena tsainy zany we hanala fahatrana vahoaka fa hitombo ny harenany tadiavina!8O
7. papounette ( 11/12/2006 10:26)
:-D:-D:-DManantena miracle reto le aza!!!!:-D:-D
Aide toi et le ciel t'aidera,aza zatra mitatavana sy hiandry andRa8 hamapanakarena re.Miasa de miezaha,tsy mitsahatra mianatra fa aza mionona @diplôma ray na roa....mambole,miompia de manambôtra yaourt sy mamokatra ronono pasteurisé ange rehefa avy eo e!=))=))=))=))
8. rabejo ( 11/12/2006 11:07)
xxx:

8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O

Fa inona no tianareo ? Le vola ampandosirina any ivelany ohatran'ny an'ny mpitondra teo aloha ve ? Tsy aleo mba projet goavana eto an-toerana ohatr'izany ve e ?
Inona no projet mba nitsangana t@ nataon'ny mpitondra teo aloha t@ harenany manokana ? Nefa ohatrinona no niditra tany am-paosiny ? Angaha rehefa tsy naharihary t@ vahoaka ny volabe azo dia lazaina fa tsy nihinana ? Ary t@ fomba ahoana ? Mba nisy tambiny ho an'ny firenena ve ?
Alefaso lavitra ny saina ralahy f'aza dia variana mialona fotsiny a

9. moi ( 12/12/2006 04:31)
Ndeha ary izany atao hoe zarazaraina mitovy amin'ny malagasy rehetra ny vola e ! Dia hatao hoe samy hahazo 1million Fmg daholo zany satria hatao hoe 16mille milliard de Fmg any ho any no hozaraina.
Dia hahavita inona anefa izay 1 million, raha 1 million aza no ho tody any amin'ny isam-batan'olona ?
Inoana mantsy fa haka ampahany daholo ny mpizara azy eny anelanelany eny, ary maro no tsy hahazo akory !
Sao dia izay no tena hevitry ny hoe ny vola misy !!
Fa ny olona mahatoky amin'ny fitantanana no tsy misy !! Firifiry ny fanodinkodinam-bola henontsika eny amin'ny ministera samihafa eny ...
Tsy mampiasa vola angamba ny sasany amintsika ka tsy mahita fa ny manahirana anie dia ny mitady mpiasa mahatoky e !
N'inona projet-nao, rehefa ny mpitantana no tsy azo atokisana, ho very vola daholo e e e e eee
10. sasa ( 12/12/2006 04:39)
Miasa miaraka no fahombiazana e! fa na iza na iza mpitondra eo tsy hisy mintsy akory ny mana milatsaka avy any andranitra e!=))
11. xxx ( 12/12/2006 08:21)
8O,Matou ange reo mpanao politika reo mimenomenona de tsy mande araka tokony ho izy ny vola ,ary maha mpanao politika reo angè, manana maha izy azy reo fa ny any R8 manenjika any Prince wisley II angamba ka hanagana 5 etoile mahamaika,samy mihevitra angé fa nisy zvt vita fa tena marina de fandaniam bola ka any lasa 500 million v ranga de samborana oul anakiray nefa zany efa mba mavita fiainana isika mianakavy ao anaty ray volana.Oviana mba hividy trano anakiray isika @karamany zay omeny isambolana,ra tsy we angah nahita affaire maizina zay vao mavidy!8O
12. fijo ( 12/12/2006 22:24)
mbola misy ihany ve ny fialonana be toa izao le??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2453