iza i ilay politicien "mahay be" ato @ namana sera2

1. xxx ( 09/12/2006 08:15)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331 dia vakio ny hevitra nosoratana tamin'ny 08-12-2006 22:37:26
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:27
2. Fiffi ( 09/12/2006 10:31)
hummmm......
3. ri ( 09/12/2006 11:36)
:? :? :? :? Tena olona fantatro le io kle!
4. Lejim ( 09/12/2006 16:50)


xxx:

Angah tsy "pire" noho izany ozy nareo e! Lehilahy sarim-bavy io tezitra io. JIMMY no anarany. Koa raha mahafantatra olona atao hoe JIMMY nareo (ka io olona io dia anti-Ravalo be ). De izy no "tezitra". Ny porofoko moa dia ity : noho ny hatezerany dia voasorany tetsy ambony tetsy ny anarany :

Hoy i tezitra t@ 07-12-2006 21:54:16:

...ka zay le raha koahe jimmy...



Izaho manokana moa dia mahalala olona atao hoe Jimmy ary de tena mitovy hevitra tsara amin'i tezitra io. Tsy hiteny betsaka ny momba azy aho fa izao : olona tsy mankaiza akory.

il n'y a ke le poisson tezitra ki ne savent plus garder son anonymat !


Tonga dia teneno ny olona eritreretinao ry xxx fa tsy mety raha hoe, izay olona manana anarana jimmy dia i tezitra izay!
5. xxx ( 09/12/2006 18:52)
tsy dia be mpijery ity hevitra iray ity satria tsy misy ilavana azy firy
6. njrtinah ( 09/12/2006 19:15)
Ny namorona ity hevitra ity ilay karazan'ol mpifosa sy "tsy mahalala tena"
7. Imahaka ( 09/12/2006 19:27)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304