Miarahaba and-Ravalomanana
1. jpeg
(
08/12/2006 17:27)
Na dia mbola tsy vokatra ofisialy azany dia miarahaba and-Ravalomanana izahay.
Tokony hanambatra ny hery daholo na ny mpanohana na ny mpanohitra hanatsarana ny firenana.

novalian'i narima ny 10/12/2006 09:35
3. Imahaka
(
08/12/2006 18:10)
jpeg>
Marina ny tanteraka ny voalazanao=D.
Hevitrao irery nefa io sa hevitry ny TDM ihany koa?

4. tenagasy
(
08/12/2006 19:57)
Mankamamy!
Ny Malagasy rehetra tsy ankanavana no tolorana ny fiarahabana, sy ny firariantsoa rehetra!
Tolorana ny arahaba manokana koa anefa ny Filoha RAVALOMANANA Marc sy ny fianakaviany!
Andriamanitra irery ihany anie no hitantana sy hanazava ny lalantsika.
Dia samia amin'izay ary misikina fa adivarotra ihany iny vita iny fa izao vao tena raikitra ny ady mafàna dia ny famoahana ny any am-paosy sy ny entam-barotra! Izany hoe: ny herim-po - ny herin-tsaina - ny fikirizana - ny firaisan-kina ....
Dia mankahery an'ireo izay mahatsiaro tena ho tsy nahomby, indrindra ireo mpifaninana sy ny mpanohana azy ireo izay nanao no tsy nambininy.
Isaorana daholo ny rehetra satria raha tsy teo ireny rehetra ireny tsy tò izao rehetra izao.
Samy Malagasy daholo isika rehetra, io aloha no safidin'ny be sy ny maro koa dia samia manaiky, ary andeha haseho amin'izay ny tena fitiavan-tanindrazana hirahiraintsika ombieny ka hanambatra ny hery hampandrosoana ny Firenena aloha, afaka 5 taona mifandahatra indray isika.
Samy ho tahian'Andriamanitra eh
Mirary soa!

7. jpeg
(
08/12/2006 21:32)
Imahaka:
jpeg>
Marina ny tanteraka ny voalazanao=D.
Hevitrao irery nefa io sa hevitry ny TDM ihany koa?
Hevitro izaho samirery io. Fa mino aho fa hifanome tanana daholo isika malagasy rehetra.
11. stephane197
(
09/12/2006 09:19)
Misaotra an'Andriamanitra isika fa nahavita iny fifidianana iny ary miarahaba ny gasy liam-pivoarana rehetra,ho resintsika anie ny fahantrana ary indrindra ireo mpanjanaka antsika fahiny ireo...:D:D:D
12. dongadonga
(
09/12/2006 13:27)
arabaina ianao ri FILOHA RA8 fa tafita @5taona manaraka
indray hanoy ny lalana efa natomboka=D=D=D=D=D=D=D=D=D

14. narima
(
10/12/2006 09:35)
Arabaina ny Malagasy rehetra, tena tsapa fa manana fahendrena ny Gasy. Dia miarahaba manokana an'ny kandida RAVALOMANANA Marc, ho tahian'Andriamanitra, hitombo fahendrena, hitombo fahaizana, hitombo harena mba hanasoavana ny mpiara-belona. Dia mbola manantena anao izahay ny @ fifidianana manaraka e! ny vahoaka no tompo-tsafidy ka na 50 taona aza enao no eo dia raiso ny andraikitra eeeeeee! Ny fahendrena tena anananao dia ny fanananao fahasahiana sy "tenin-dehilahy" koa hitondra fivoarana be eo @ toetsain'ny Gasy izany fa tohizo ny lalan-tsika.

Dia miarahaba azy koh zany !