telo sy efatra
1. tslem
(
08/12/2006 17:14)
iza no manana ilay tononkira oe:
3 sy 4 ihany ,izay no antonony
fa be ny mihoatra an'izany
3 sy 4 ihany farafahamboniny
fa kely ny ambanin'izany
mba miangavy g mahay ô!
3 sy 4 ihany ,izay no antonony
fa be ny mihoatra an'izany
3 sy 4 ihany farafahamboniny
fa kely ny ambanin'izany
mba miangavy g mahay ô!
novalian'i nanoukely ny 09/12/2006 16:26
3. kelly13
(
08/12/2006 17:47)
tsiakoraka io ka!
d misy oe :
ny antsika kou d toy izany
no mba nofinofiko
ny antsika kou d toy izany
fa tsy hoe folooooooo
na hoeeee roooooo
d misy oe :
ny antsika kou d toy izany
no mba nofinofiko
ny antsika kou d toy izany
fa tsy hoe folooooooo
na hoeeee roooooo
4. oze34
(
08/12/2006 18:03)
Za izao hanao 7,8,9,10, toa be loatra
Raha tsy izany 1 na 2 toa vitsy loatra
Raha tsy izany 1 na 2 toa vitsy loatra
5. nanoukely
(
08/12/2006 18:36)
Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra
Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin'izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra an'izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika koa torak'izay
Fa tsy folo, na hoe roa
Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano de tsy manelingelina
telo sy efatra ihany .....
(mpihira Hery mahefasoa tao @raimbl taloha)
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra
Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin'izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra an'izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika koa torak'izay
Fa tsy folo, na hoe roa
Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano de tsy manelingelina
telo sy efatra ihany .....
(mpihira Hery mahefasoa tao @raimbl taloha)
6. kelly13
(
08/12/2006 18:38)
ah bon, heveriko fa tsiakoraka fôn no nihira an'izy io fa kay tena raimbl' marina!!! hihihi
10. tslem
(
09/12/2006 04:13)
oze34:
Za izao hanao 7,8,9,10
Raha tsy izany 1 na 2
nanoukely:
Zaza enina,7,8,9,10
Raha tsy misy indray na 1 na 2
refa hiraina tokoa d mitovy eh? misôtra fônafôna eh :)
11. legory
(
09/12/2006 11:21)
tena souvenir be ry zareo io hira telo sy efatra io efa tany amin'ny taona 80 tany ho any, fa toa i Kelly Rajerson no nanao azy angamba tamin'izany e?
Fa mba tantarao hoe ny nahatonga anareo nahatsiaro an'io hira io sô mba misy namana sy tapaka amiko tamin'izany fotoana izany ianareo ?
merci
Fa mba tantarao hoe ny nahatonga anareo nahatsiaro an'io hira io sô mba misy namana sy tapaka amiko tamin'izany fotoana izany ianareo ?
merci
12. nanoukely
(
09/12/2006 16:26)
Tsy haiko aloha fa zay mbola kely t@zany taona 80 zany eh io anisan'ny hira namatarana an'i Raimbla !
