Grave ny hetsika vokatry ny fankahalana an!

1. rakaroka ( 08/12/2006 09:27)
Firariana hatrany ny hisian'ny fandriam-pahalemana n'aiza n'aiza fa aza mbô tafatsopoka amin'ny halan'ny olona tahaka itony tranga niseho atsy "RUSSIE" tamin'ny envoyée spéciale omaly:
GRAVE BBBBe hoe misy andiana jeune 16-18 libre hamono olona tsy misy arakaraka tahaka izao, dia aiza ve tsy vitan'ny vonoana tsotra ilay jeune fille vao 11 taona fa notsatohiny antsy efa in 11 coups de couteau! ny étrangers manodidina mitsangam-bolo sy mihoron-koditra sahirana fatratra!
Mbô loza izany marina!....
jereo eto:
http://envoye-special.france2.fr/emissions/26344103-fr.php
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:26
2. rakaroka ( 08/12/2006 09:32)
Fanitsiana: vao 8 taona mantsy ilay ankizivavy kely e!
3. Fiffi ( 08/12/2006 09:39)
indrisy....tsy fantatra intsony hoe fiainana inoa zany ?
4. booboo ( 08/12/2006 09:54)
rakaroka > nijery an'io emission kounkou zà omaly alina. fa nidégôba zà nony vita lé izy :{:{:{:{:{:{. Ilay nahita an-dreo mbola nihomehy hoe nahazo ny sahaza azy ilay zaza no tsy matiko lolo mihitsy sy tena nampi-dégôba anà:{:{:{:{:{:{
5. vegas ( 08/12/2006 10:11)
Za tsy nahita an'iny envoyé special iny fa laozako nijery pierre richard nilay be! hehehe. Gravy kay refa sarokenatra no mikoty sipa kle.
6. booboo ( 08/12/2006 10:16)
:-D:-D
7. BloodTitan ( 08/12/2006 11:18)
MBA MANAO AHOANA RE RA TANY MIADY OTRAN ATSY AFRIKA TSIKA ETO E???? MINO A FA HAFOTAKA BE MINTSY. MINO A FA HO LASA TANY NGAZANA MADAGASCAR KLE. kozy e
8. vale ( 08/12/2006 13:02)
rakaroka:

Fanitsiana: vao 8 taona mantsy ilay ankizivavy kely e!
rakaroka: tena tsy rariny e, ohatra ny tany tsy tàn-dalàna!:{:{:{


9. Fiffi ( 08/12/2006 13:16)
BloodTitan: fa maninona no miheritreritra an'zany ? tsy aleo mivavaka mba tsy hisy zany an ! :)
10. Zina ( 08/12/2006 15:31)
ie wa ry fiffi.
11. lapino ( 08/12/2006 15:39)
Kivy ratsy be daholo isika miresaka an'izany, kanefa "ny tenanao aloha jerena" hoy ilay dinika ary ambadika ary. Tsy mifankaiza amin'izany mihitsy ny rotaka karana ataontsika gasy !!!
12. rakaroka ( 08/12/2006 16:18)
lapino:

Kivy ratsy be daholo isika miresaka an'izany, kanefa "ny tenanao aloha jerena" hoy ilay dinika ary ambadika ary. Tsy mifankaiza amin'izany mihitsy ny rotaka karana ataontsika gasy !!!


Ny iresahako ity anie mba hoe ny hitanisana ny ratsy ihavian'ny soa..., 'ndrao misy mpianatra gasy mikasa hianatra any...dia tsy ho hay intsony ny tohiny avy eo!...
Fa marikoditra indrindra koa aho raha marina ny voalazan'i Lapino eto hoe efa "mahavita" ny tahaka izany koa ny gasy,mbô misy antony mitombina kosa 'ngamba... , fa eto anie mpianatra tsotra, zaza vao 8 taona ...Sady toa mbô mivavaka ilay firenena malagasy hono araka ny resaka ato amin'ny serasera....
Tsapa aloha fa misy zotram-piainana toa mangeza
tsy ijoroana na vao mainka mi-forgé ny perso aza!...



13. Samoana ( 08/12/2006 16:34)
Rehefa mahita habibiana mampiori-koditra toy ireny dia mahatsapa mihintsy hoe mbola tany sambatra sy hendry i Gasikara(l) na dia malaza mahantra ho an'ny sasany aza
14. booboo ( 08/12/2006 17:11)
Lapino > eka ouz
15. kelly13 ( 08/12/2006 17:59)
d aveo d hoe "aleo ny samy russes iany no hifanao business fa ny etrangers ahitana blem fôna" tena mmhhh, afa kely f'angamba mahavita tena ry zareo, d le we "les policiers etc... laissent faire..."
16. vale ( 08/12/2006 18:10)
:wink::wink:
17. hassa ( 08/12/2006 20:29)
Bonjour ny rehetra! saika tsy hanoratra aho nefa moa toa lohakevitra izay miankina amiko ity izy, noho izaho mipetraka aty Russia.Marina ireo voalaza ireo ary zava miseho tokoa izany aty , saingy toy ny amin'ny tany rehetra ihany izay tsy tia ny mpiavy rehetra(allemagne, belgique,neederland, england, italie), izay tonga mitondra ny fahoriany avy any aminy ihaviany dia tsy mety manaraka ny fomba fiaina amin'izay tany ahatongavany, dia toy izany ny eto rossia,ireny zavatra miseho ireny dia vokatry ny hamaroan'ny halatra madinika etsy, hafetsena eroa, halotoan'ny tanana, noho ny fitaizana tsy mitovy, tsy mandaha aho fa misy hery paolitika ao ambadika, saingy milaza ny rehetra hoe ny mpanao gazety sy ny repaoritera tsy dia azo hinoana a 100%, koa izay liana te handrato fianarana aty tsy misy olana mihitsy. Efa ho 20 taona aho teto fa tsy misy nanelingelina ny fiainako hatramin'izay ireo rosiana lazaina etsy ambony ireo. Mazotoa ary mahereza daholo
18. fijo ( 08/12/2006 21:02)
misy ireny nefa tsy maro.ny olana dia ilay izy tsy mazava ny antony.
19. rabejo ( 11/12/2006 12:00)
Anatra ho an'ireo izay milaza fa "misy fanavakavahana eto Madagasikara" ireny e. Asa aiza ho aiza @ ireny ny lazaina fa fanavakavahana aty amintsika. Rehefa tsy mahazo seza @ fitondrana ?
20. fijo ( 13/12/2006 22:26)
mbola mila fitaizana ny olona e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6854