Ce que veulent les femmes....
1. jhouhlambout
(
07/12/2006 17:39)
Ho an'ireo vehivavy izay nahita an'iny film iny (avec:Mel Gibson), tianareo ve raha toa ka mahafantatra izay zavatra eritreretinareo rehetra ny lehilahy... ?
novalian'i ratsimika ny 24/04/2007 20:15
2. booboo
(
07/12/2006 17:47)
arakaraka...raha manompa zà dé tsy tiako fa raha ohatra tiako izy raha manome cadeau anà dia ié :°):°)
3. vivi
(
07/12/2006 17:58)
raha za aloha tara @ d tsy tiko fantany e! wen b , nefa mba miseho milay we tsy taitra nefa arany , an an , fa raha we olona efa miaraka tsara kosa aloha d tsy koi e!
6. kelly13
(
07/12/2006 19:35)
za tsy nijery iny film iny, fa n'empeche tsy tiko fantany ny eritreretiko satria tiko izy hanao surprise ahy :p
7. vale
(
07/12/2006 22:29)
jhoulambhout: :wink:nenah kou otran'izay, aleo samy mba hanana ny jardin secret-ny kely fa manjary tsy mety:P
8. malalatinasoa
(
08/12/2006 07:15)
vale:
jhoulambhout: :wink:nenah kou otran'izay, aleo samy mba hanana ny jardin secret-ny kely fa manjary tsy mety:P
mitovy hevitra 100% @ io
12. sakaizakely
(
08/12/2006 22:22)
na oviana na oviana, sanatria dia sanatrial
samy manana ny vinavinany daholo kou. Dé za kou tsy te hahalala ny azy
samy manana ny vinavinany daholo kou. Dé za kou tsy te hahalala ny azy
16. jigs
(
18/12/2006 08:02)
ny ahy alou le surprise no tena tiko e! tsy tiko izany hoe milaza mialoha nefa avy eo tsy tanteraka akory tssssss! sady ny ahy raha vao lehilahy tsy mitana ny teniny izany de ehe he !
17. ratsimika
(
24/04/2007 20:15)
nareo vehivavy mila domina tsara refa manao fa manjary tsy afa-po de mitady hafa foana!de mba ovaovaina ny felling fa tsy mandé routine!zany hoe mba asiana surprise milay eh!miezaka mamantatra izay tena mahafinaritra anareo!