Tribune:gazety manindrahindra ny adim-poko
1. ronaldo09
(
06/12/2006 13:07)
Ny tenako aloha dia tohina tanteraka namaky ny gazety madagascar tribune nivoaka ny 05 decembre 2006 momba ny hoe Toliara:La victoire du vote ethnique ,amiko amy maha-zanaky ny faritany Toliara ahy dia manohitra tanteraka io satria anie ka vao t@ity i Toliara no nifidy ny kandida avy ao amin'ny !Tadidiontsika tsara ny tantara fa ny taona 1982(mbola tsy teraka aho t@izany nefa tanatara moa io)dia resy tany i Dada Monja nefa zanak'io faritany io izy,1989 mbola resy izy tany Toliara,amizao fotoana izao tsy i Lahiniriko irery no kandida avy any fa i Monja roindefo koa anie ka avy any nefa dia io izy resy io.
I Toliara dia anisan'ny faritany manana ny tanatarany ary fier zahay avy any ka tsy resaka fiaviana no nandanianay an'i Lahiniriko fa fanaporofoana fa tsy nisy ny zava-bitan'i Ravalo tany .Zahay raha resaka fiaviana tsy miasa ary tsy miteny aminay ary tadidio fa io irery ihany no faritany tsy resy mihitsy t@ andron'ny fahapanjaka ary izahay dia nahaleo tena mandra-pahatongan'ny mpanjanaka frantsay koa aoka mba tsy hampiadiana na ho rangitina amizany hoe vote ethnique fa io no vokatry ny fampanantenana poak'aty nataon-dravalo.
Zaho manokana aloha dia efa nandefa FAX any amin'ny tribune nanakiana io lohahevitra ny mba tsy hiverenany
Raha tadidinareo ny hiran'i Mamy Gotso hoe :Laha iha mbo tsy tane ka misalasala ,miavia fa ty any tsy mandany drala ,ty oloaby mipetrakao tea longo ,ndra iha gasy ndra karany ndra vozongo.
Midika izany fa Toliara an'ny gasy rehetra fa tsy ze voka-pifidianana no andrangitana anay.

novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:11
2. rakotoyvon
(
06/12/2006 15:41)
hevitrao angamba izay fa mpanao gazety samy manana ny fijeriny ihany koa ny tsirairay
amiko dia misy mahamarina ihany ny azy satria jereo manokana ohatra i roland ratsiraka dia mbola ao aihany ny hoe bandy avy aty aminay ihany aloha vao ny hafa tadidio tsy hoe mamendrofendro aho fa izany foana no mahatonga ny any atsimo adino foana isaky ny fitondrana misy satria mibahana ao aminy foana ny fanavahana foko io ianao milaza fa tsy misy zavabitandra8 minia mikipy ianao raha izany ary tadidio fa mbola tsy miala amin'izany toetsaina izany ny any atsimo dia tadidio fa tsy ho tafavoaka mihitsy tadidio fa iza moa no tena nametraka an'i zafy teo amin'ny fitondrana?
anao no mamaly nefa noho ny lohany tsy miala @ fanavakavahana dia aahoana no nanaovan'ny olona azy
asa na fantatrao ny atao hoe (fikrifama)? dia nijery télé zao hoe maina ny tany tsy misy rano eo aminin'ilay tetezana nefa misy mangady fasika kely fotsiny dia mahazo rano. dia inona ny dikan'izany? aty @ tanana aza mangady 30m vao mahita. asa na azonao ny tiako lazaina izay aloha fa raha ady hevitra no atao samy mafoaka e

3. lagoon
(
06/12/2006 15:46)
I tribune aloa dia mitady gidra e.nefa raha sazina i tribune @ izao vavany izao dia hilaza manao dictature ny fitondrana.ka anjarany vahoaka ny mi-boycott na miteny an'i tribune raha tsy izany dia tsy ho tonga saina ireo.
4. piste
(
06/12/2006 18:10)
Ny fahitako azy dia samy nanao vote ethnique avokoa ny ankamaroan'ny Faritany, jereo fa miteny ho azy ny chiffre ary Antananarivo no voalohany @ izany ka tsy tokony hisy hahataitra io.
5. fijo
(
06/12/2006 22:22)
misy fahamarinany io analyse nataon'ny tribune io.fa aza avy dia raisina hoe resaka mandrangitra.vakio tsara ,fa manazava izy ao,ary tsy tuleara irery fa saika ny faritra rehetra dia nahitana an'io.
6. Tokinao
(
06/12/2006 22:23)
ronaldo09:
Zahay raha resaka fiaviana tsy miasa ary tsy miteny aminay ary tadidio fa io irery ihany no faritany tsy resy mihitsy t@ andron'ny fahapanjaka ary izahay dia nahaleo tena mandra-pahatongan'ny mpanjanaka frantsay koa aoka mba tsy hampiadiana na ho rangitina amizany hoe vote ethnique
...
Raha tadidinareo ny hiran'i Mamy Gotso hoe :Laha iha mbo tsy tane ka misalasala ,miavia fa ty any tsy mandany drala ,ty oloaby mipetrakao tea longo ,ndra iha gasy ndra karany ndra vozongo.
Midika izany fa Toliara an'ny gasy rehetra fa tsy ze voka-pifidianana no andrangitana anay.
Mahafinaritra ahy ireo teninao ireo! i Madagasikara tokoa an'ny Malagasy e, na avy aiza izy na avy aiza. Ny gazety tokoa aloha tokony hieritreritra tsara izay soratany e!
7. caprio
(
06/12/2006 23:00)
Za kaloha mbola mahita fa tena betsaka ny tanindrana no manavakavaka e!kanefa refa tonga ao tana ry zareo dia tsy misy manavakavaka zany mintsy,ka tsy haiko we inona no antony
9. sasa
(
07/12/2006 05:22)
za aloha tena nahita tany Diego ka d aleoko tsy miteny tsony fa tena misy faritra manavaka mintsy, ny tantara taloha tena mbola mibahana ny any am sisiny any, fa d atao ahoana moa fa refa mba sendra mivoaka ny tena d'efa mihafy izay ataony aloha satria koa moa asa no haleha any koa
10. fijo
(
07/12/2006 06:04)
tena misy tokoa izany ,fa efa mihena ny isany,saingy mihamafy ny heriny.
11. Ranavalomanjaka
(
07/12/2006 06:08)
Ra resaka foko no naha-be ny vaton'i mafoaka teto tananarivo de tokony hahazo vato betsaka koa i dalala sy hasina.tokony ts nahazo mintsy herizo oh, fa naninona no zara ra nisy nifidy ireo merina mbiny reo?
Fa misy gazety miteniteny foana mihintsy!
Fa misy gazety miteniteny foana mihintsy!
12. bonazy
(
07/12/2006 19:34)
izaho aloha dia miombin-kevitra amin\'i ronaldo9,fa izahay avy amin\'iny faritr\'i Toliara iny dia azo lazaina hoe\"isan\'ny malagasy tsy dia ahitana loatra izany fifanavakavahan\'ny samy gasy izany fa tena mandray amin\'ny fo madio tokoa,ka raha iny ny voka pifidianana tany dia mazava ho azy fa mety tsy dia nanao zavatra tany loatra ny fitondrana\",nefa anie ka ny faritr\'i Toleara dia isan\'ny mety hitondra fandrosoana goavana ho an\'i Madagasikara amin\'ny lafiny maro kanefa somary hadinon\'ireo mpitondra hatrany,ary ing Lahiniriko Jean dia RRny lehibe,tsy amin\'ny maha depioté azy fotsiny fa eo anivon\'ny fiangonana FLM koa izay manana ny toerany manokana amin\'iny faritra iny,ka fampahafantaran\'ny vahoaka any an-toerana ny malagasy rehetra izany fa mila olona mahalala ny jaly mahazo azy ny vahoaka ny Toleara ka tokony ho jerena akaiky ny aminy,tea longo zahay leroa,ka tsy malay olo.
13. fijo
(
07/12/2006 22:11)
efa niova izao ny vokatra ka,efa ravalo indray no mitarika any.sa ve hilaza indray ny sasany hoe lasa nisy halabato....