KI-Faminaniana
1. DotMG
(
06/12/2006 06:02)
57,24% Ravalomanana? (FAMINANIANA TOHINY).
Mahafinaritra izany maminany izany, indrindra raha marina io!
Aleo koa ny bandy mba haminany, fa lazaiko mialoha fa tsy Andriamanitra no niteny ity tamiko an:
Taorian'i Alemaina, dia firenena matanjaka anankiroa hafa no hifidy, izany hoe handany vehivavy ho filoham-pirenena amin'ny fifidianana hatao ato ho ato, dia i Lafrantsa sy Etazonia!
Ho tsara kokoa ny fandrosoan'ireo firenena telo ireo nony izy nentina vehivavy raha oharina tamin'ny fitondran'ny lehilahy!
Amin'ny fifidianana filoham-pirenena manaraka eto Madagasikara, dia vehivavy efa fantatsika ankehitriny (Tsy ilay Elia fa vehivavy hafa) no haroson'ny fitondrana amin'ny vahoaka, ary hataony ohatra ireo firenen-dehibe telo ireo hanentanana ny mpifidy, saingy tsy ho lany io vehivavy io! Mbola ho ela ny Malagasy vao hanaiky hoentina vehivavy izany!
Mba manandràma koa anie ianareo hafa e! Atoroko ny fitsipika arahina amin'ny fanaovana faminaniana raha liana!

novalian'i jhouhlambout ny 06/12/2006 20:11
2. Fiffi
(
06/12/2006 06:11)
zah aloha de tsy liana @ zany fa aleko hiany zay atolotr'Andriamanitra no ekeko. :)
3. pissoa
(
06/12/2006 06:12)
Refa lehibe azo fidiana ho filoha ngamba zah vao hanaiky ny malagasy =))=))=))
4. booboo
(
06/12/2006 09:33)
DotMG > hihihi nitovitovy zany ny faminaniantsika fa zà kosa klou tsy mampiasa chiffres e hihihihihi
Pissoa > wéééééééé hihihihihihi
Pissoa > wéééééééé hihihihihihi