mitady joueur mahay sy kinga

1. capricorne ( 05/12/2006 08:09)
mitady joueur mahay sy efa niatrika lalao maro mba ano baolina ao amin'ny Fc lion de mada ka izay manana izany fahaizana izany dia manorata ao amin'ny (mamy_neptune@yahoo.fr)ka ny karama dia izay hifanarahana .Ary rehefa hita fa mahay dia alefa any @ lion de france apetrao ny mombamomba anao sy ny refy sy ny lanjanao.
novalian'i batita ny 20/01/2007 08:34
2. miarina ( 05/12/2006 09:08)
raha manao baolina mba manala azy ve tsy mety le ... nanao zay zany fa tanya mpianarana e .. eh champion ny ecole a
3. Achia ( 06/12/2006 19:38)
koa raha ny halava sy hangeza no jerena toa tsy ahita ko , ny antsika mantsy izay mahay toa misy hoe kely daholo ny anarany , Kilaody kely , Mena kely , to ho sarotsy ka
4. booboo ( 07/12/2006 12:29)
:-D
5. batita ( 20/01/2007 08:34)
Mifidy taona ve le izy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8128