huuile de jojoba efa nisy nampiasa ve?

1. nenipita ( 04/12/2006 18:13)
salut nareo mahalava volo hono ny huile de jojoba, sao de efa nisy nampiasa na nahare ny fampiasana azy kay, de efficace tokoa ve?
Misotra
novalian'i soanja ny 05/12/2006 13:17
2. sipagasy ( 04/12/2006 18:29)
toa efa misy tonga dia miaraka @ shampooing ilay izy io raha tsy diso aho.
3. andrea ( 04/12/2006 20:13)
ie.. ny ahy shampoo huile jojoba no hampiasaiko..
Tsy manimba volo.. sady tsy makina koa
4. poussy3 ( 05/12/2006 04:03)
in kay zany jojoba?
maniry eto dago ve zany?
5. Simpona ( 05/12/2006 07:15)
Za kou ar mbola tsy naheno an'zany,
Sa menaka novokarin'i Jaojoby zany ?? :roll::roll::roll:

Mety mampahay mamapdihy malesa zao ny mampiasa azy ... oadray, hay tokoa moa ampiasaina amù volo le izy :-D:-D:-D
6. booboo ( 05/12/2006 08:10)
:lol: nenà @ vatana no fampiasako azy (nivéa)
7. nenipita ( 05/12/2006 09:54)
le izy akia huile de jojoba otran'ny huile io mihitsy, misy milaza fa mahalava volo hono fa tsy haiko ka izany no nahatonga ahy nanontany . Ao amin'ny GOLDENRAMA ao misy mivarotra anle izy 65 000Fmg ny vidiny .
8. soanja ( 05/12/2006 10:12)
Mahatsara volo io ka. Io no ampiasaiko koa saingy afangarako menaka hafa koa rehefa manao bain d'huile. Mahalava sy mahasalama volo ary mampatevina azy.
9. nenipita ( 05/12/2006 10:22)
zany ve ry soanja, ndeha hividy zany za, misotra e, efa ela ve ianao no nampiasa io de rapide ihany ve ny resultat sa somary elele ?
10. soanja ( 05/12/2006 13:17)
Tsy dia nnadinika an'izay aky zah satria efa elabe zah nampiasa an'io ka asa aky na vetuvety na tsia saingy zah lava volo be sady matevina tsara. Andraso aky tadiaviko daholo ny menaka afangaro mampatsara volo dia omeko eto an. Mila afangaro mantsy le izy ho ahy de in no ahosotra alohan'ny hanasa volo (adiny 1 ) de zay vao sasana ny volo. Ie mividiana aky fa tsy ratsy mihitsy le izy saingy mila ampiasaina foana satrua izay ny ahy. Milaza eto n composition-ny menaka ampiasaiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0368