Election Presidentielle :les premiers resultats
1. ronaldo09
(
04/12/2006 11:50)
Dans les autres provinces, comme à Toliara, Antsiranana et Toamasina. Le candidat president est aux coudes à coudes avec ses concurrents. A Toliara, c’est le candidat Lahiniriko Jean, originaire de la region du Sud, qui est largement en tete de la course. A Antsiranana et Toamasina, les premiers resultats donnent une legere avance à Roland Ratsiraka devant Lahiniriko Jean et Herizo Razafimahaleo
source:yahoo.fr
Ny atao hoe Madagasikara dia :Fitambaran'ny faritany enina fa tsy fitambaran'ny boriborin-tany 6 ao an-drenivohitra .Mazava ho azy fa hisy ny fihodinana faharoa ary hita eto koa araka ny nolazaiko fa ny any amin'ny faritany dia tsy hahita hirika ilay ravalonareo.
Allez-y Lahiniriko,saingy na tsy izy aza dia milay foana ankoatra an-dRafahavalo

novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:17
2. besoiiin
(
04/12/2006 12:04)
mitarika 68% lety zao ra8 manerana ny nosy a:-D:-D:-D:-D antsoy ny any @ coupole raha t ho tapaka ny lalandra. na moudia aty raha hanatrika ny fetinay, manao tsipaky ny miala aina v lety a. efa manao tambabe sy angaredona mbola tapaka 1er tr iany:-D:-D:-D:-D
3. akama2006
(
04/12/2006 12:11)
ronaldo> tadidinareo moa ilay fiteny manao hoe: tsy ny adala no betsaka fa ny ondrakondrafana no feno!:lol::lol::lol::lol::lol:,dia jereo fa misy efa traran'io mamaly eto!:-D:-D:-D:-D:-D:-D!miaktra ny tosidrany vao hoe tsy mahazaka 2 em tour!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. papala
(
04/12/2006 12:12)
mitarika hoa Ra8 a:lol::?::?::?:, ko raha tsy résultat kely ery no azo de hoe wawa be eo !:^):^):^)
5. besoiiin
(
04/12/2006 12:28)
raikitra ny tambabe ato zany an :-D:-D fenoy 13 alou ny efektifanlisany fa mbola maivanab :-D:-D:-D sao lasa 1/4 de tr ndray d vita
6. zoklbfkfk
(
04/12/2006 13:02)
Ialah isany tsy tia ra8 io aloha mbola ho faty tampoka ialahy isany.:-D:-D:-D:-D. Aza minia mikipy fa ny an'ialahy isany mbola velona voalavo akibo
7. sasa
(
04/12/2006 13:22)
ronaldo09 mba lazao hatram voalohany le vaovao fa aza ny ampahany no lazainao eto hi hihih efa mba avy namaky tany anie izahay izay vao mankaty sa marary fo mahita an'le 70% eto Antananarivo hi hihihihihihih d hoy aho e! tsy madagasikara koa i madagasikara raha tsy ao ny Antananarivo e lol
10. baroho
(
05/12/2006 06:17)
tsy misy dikany anie zany "coude a coude" zany eh! rah mitarika be de be ve izy ao antananarivo sy majunga sy fianarantso de le tompon-tany ndray mbola coude a coude aminy de mety tsy handresy ve izy?
mba mieritreritra hoah vao miteny zavatra fa mahakamo be mihitsy8O
8O8O8O8O8O8O8O8O
12. sasa
(
05/12/2006 13:14)
baroho vaovao nalaina tany am site hafa natao copie coller lesy io an! fa izany hoe misy hahavoazana ny kandidat sasany d nalefa eto nefa tsy complet io vaovao io fa avy namaky tany za vao niditra tato
13. baroho
(
05/12/2006 17:05)
sasa:
baroho vaovao nalaina tany am site hafa natao copie coller lesy io an! fa izany hoe misy hahavoazana ny kandidat sasany d nalefa eto nefa tsy complet io vaovao io fa avy namaky tany za vao niditra tato
ny anao kosa zany de tadiavinao adikako eo daholo ireny! tena mety ho ela be ihany le!
14. fijo
(
06/12/2006 23:17)
io ry zalahy dia izao an.raha mifanao "coude acoude" amin'ny sasany izy any rehetra any,dia ataovy ny kajy,fa mbola izy izany no handresy.
satria le "coude a coude" anie tsy amina mpilatsaka iray fa mizara e.tsy mahay logika ny tenako.satria tsy mahay mathematika,fa mba hafaka mikajy tsotsotra eny ihany
raha 70% izy ao tana.
45% any mahajanga
35% any antseranana
30 any toliara
32 any toamasina
45% ao fianara;
izay dia efa ahafahany mandresy 1er tour.