Generique 13intense RTA
1. Papoose
(
03/12/2006 22:56)
sao dia mba misy mahafantatra ny lohaten'ilay hira @ generiquen'ny 13intense iny kay azafady (ho an'izay mpijery RTA) tsy haiko na mbola iny zao le feonkira na tsy iny intsony, tsy haiko koa na mbola misy le fandaharana na tsy misy intsony fa reveko b le feonkira iny NB: tsy haiko le izy na hira na feonkira fotsiny fa feonkira fotsiny no henoko h@zay rehefa mandeha le fandaharana. Misaotra mialoha...
novalian'i Papoose ny 08/12/2006 15:05
2. tiffaine
(
04/12/2006 07:11)
salu papoose!!!lé titre na'iny hira @13 intense: MILLION MILES AWAY
Ok!!!!! bonne journéé :D
Ok!!!!! bonne journéé :D
3. vale
(
04/12/2006 09:23)
papoose: njy tsy hita tsonyyyy!!:wink: za aky tsy mahay fa rah tsizay de nomeko njy a! tena tsy mahay an'izany za oh!:wink:
4. Papoose
(
04/12/2006 18:02)
vale:
papoose: njy tsy hita tsonyyyy!!:wink: za aky tsy mahay fa rah tsizay de nomeko njy a! tena tsy mahay an'izany za oh!:wink:
zah no tsy hita manakory!aza mba variana mitelehone ihany wa de lasa tsy mahita olona intsony e hihih:°):-o
5. Papoose
(
04/12/2006 18:03)
tiffaine:
salu papoose!!!lé titre na'iny hira @13 intense: MILLION MILES AWAY
Ok!!!!! bonne journéé :D
misaotra misaotra misaotra misaotra misaotra misaotra mankasitraka eeeeeeeeee! faly b zah
6. vale
(
05/12/2006 12:31)
papoose, hihihihihi, ka za aza misy miantso de sakanako ve?:°) fa ndry an!hihi!:wink:
7. Papoose
(
05/12/2006 18:21)
tiffaine:
salu papoose!!!lé titre na'iny hira @13 intense: MILLION MILES AWAY
Ok!!!!! bonne journéé :D
fa iza ndray ny anaran'ilay mpihira azy azafady fa mi google zah dia misy karazana mpihra b de b ao azafady e!
8. Papoose
(
05/12/2006 18:22)
vale:
papoose, hihihihihi, ka za aza misy miantso de sakanako ve?:°) fa ndry an!hihi!:wink:
hay dia efa misy miantso an!!! allooooo ouiiii alllooo seriiii alloo ouii mesazery vokallll!!!! :^)
12. Papoose
(
07/12/2006 19:55)
vale:
8O8O8O
hiran'ny mahaleo io fa aia taitra androky!a tsa nahita mahaleo dia tsaroako tampoka le hira dia mbo niraiko fa ndroky koa le akizy a!manakory ny hatseka?
13. vale
(
07/12/2006 21:53)
mampanavy be mahintsy akia ah, efa taitra a, hoe in ty nanjoa? hihihi!:wink:
14. vale
(
07/12/2006 21:54)
papoose nefa mahaleo ao @ olympia oohhhhh! hihihihi, ndao mifindra aty haingana amzay tsa manetsetra tsotry!:P:-*
15. Papoose
(
08/12/2006 06:13)
vale:
papoose nefa mahaleo ao @ olympia oohhhhh! hihihihi, ndao mifindra aty haingana amzay tsa manetsetra tsotry!:P:-*
tsa mbolafaka mifindra fa mbola hibatetana vi ko! hihihi
18. Papoose
(
08/12/2006 15:05)
vale:
:wink:
salama tsara vy ndroky ao?a zao manenjika torimaso fa varindresaka le alin'iry de t@3:30 maraina vou natory loza maitsiny!:P
