inn no antony?

1. Aino ( 28/11/2006 21:46)
tsy haiko ry zareo fa volana maromaro aho izay no manao any izay indraindray ah!!
ny tiako lazaina dia izaho tsy mandoha fa indraindray mihokoka tampoka izany indraindray, dia avy eo mijanona, tsy haiko ny antony ilay izy!! ka raha olona tsy mahalala dia angamba lazainy fa bevohoka nefa efa ela ihany izay!!
fatatrareo ve hoe inn no antony?
2. mimich ( 29/11/2006 07:16)
sao dia prb na vavony. Toa io mantsy indray2 no mampanao oh iznay lazain-dry zany.
3. Aino ( 29/11/2006 10:34)
mimich ka izhao anie efa nande tany @ dok fa normal tsara dol hono ny aminko!!
4. kelly13 ( 29/11/2006 12:01)
za kou manao an'izany des fois, fa ny mahatonga ahy manao ilay izy d misy fofona tsy tantiko ohatra! za zao nampiasa liquide vaisselle à la framboise izay fa tsy lasa mihintsiny fa d narina fa mampihôka b anahako le izy! ka sao d za kou ny mahazo anjy?
5. fanaina ( 29/11/2006 13:50)
kelly13 non anky tsy fofona tsinotsino fa mino aho fa io vavony lazainy mimich io satsia indraindray hoatrany hafahafa be tampoka izany dia avy eo mihoka.
6. kelly13 ( 29/11/2006 20:59)
ok, aza mihinana zavatra matsiro b d misotroa rano bdb :-*
7. andrea ( 29/11/2006 21:40)
Aino< ndana makany amin'ny dokotera haingana sao de zavatra gravy ..r
8. andrea ( 29/11/2006 21:41)
Aino> raha tsy marary ny vavony de tsy vavony izany ....fa sao de sahirana rehefa avy eo .. :-*
9. papounette ( 30/11/2006 07:20)
Aino:

tsy haiko ry zareo fa volana maromaro aho izay no manao any izay indraindray ah!!
ny tiako lazaina dia izaho tsy mandoha fa indraindray mihokoka tampoka izany indraindray, dia avy eo mijanona, tsy haiko ny antony ilay izy!! ka raha olona tsy mahalala dia angamba lazainy fa bevohoka nefa efa ela ihany izay!!
fatatrareo ve hoe inn no antony?



Matetika ny olona misy kankana manao an'zany.:P
10. watafon ( 01/12/2006 17:45)
vao saika hiteny anzay za dr! hihihi!
aino: oviana zao ndry no nihinana ody kankana farany ? possible mihitsy mantsy io an !
11. Zina ( 03/12/2006 04:26)
Misotroa Coke dia afaka io fa tsy betsaka an
raha any dago i Aino dia kakana marina kle...
12. ikaretsaka ( 03/12/2006 04:53)
raha any dago dia voatamenaka hanina
13. watafon ( 03/12/2006 05:26)
ikaretsaka : efa tsy misy tsony io zao ! :-D:-D
aino : mihinana ody kankana akia an !
14. xxx ( 03/12/2006 15:40)
8) nandalo zorro :-D
15. mimich ( 04/12/2006 15:25)
zany hono ry ainoa ah!! mandehana mihinan fofody haingana njy
16. papounette ( 06/12/2006 09:36)
Zina:

Misotroa Coke dia afaka io fa tsy betsaka an
raha any dago i Aino dia kakana marina kle...



Tsy misy kankana angà aki any andafy Zina?:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2527