Tsy mena-mivadika ry Zasy Lucien sy ry Ndremanjary
1. rainy
(
28/11/2006 21:29)
Dia efa maty eritreritra mihitsy ireo olona ireo fa mbola misolelaka hanohana an'i ra-huit indray. Tsy mba menatra ve ry zalahy ireo ê! raha ny vavan'i Ndremanjary tany Paris indray mandeha izay tao amin'ny fivoriana nataony(sendra namonjy lahasa tany aho no nanao io fivoriana io izy dia nanararaotra ) dia tena tsy opa reny sisa tsy nataon'i ndremanjary an'i Ravalomanana.
Paikady handravana laka ny an'ireo olona ireo. Na marina aza ny fiteny hoe " il n'y a que les imbéciles qui ne changent pas d'idée" dia tsy mino tanteraka ny fahatsora-pon'ireo olona ireo mihitsy aho.
Asakasak'i ra-huit fa raha ny marina tsy toerana akory no tadiaviny fa ny hanao ady ankolaka aorian'ny 03 décembre.
Ho hitantsika eo anie ê!

novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:45
2. hery
(
28/11/2006 21:43)
Miha-tonga saina izany ny olona e :-)
Afaka kelikely dia hahita anareo hiteny hoe IZahay koa hanohana an-dRavalo :-)
Afaka kelikely dia hahita anareo hiteny hoe IZahay koa hanohana an-dRavalo :-)
3. akama2006
(
28/11/2006 21:47)
ka mitovy ny arema sy ny tim ka inona aza no mahagag anao ain'izany! hoy ny vahiny hoe na ho ela no ho aingana ny kary hiverina ao ambalany ihany!ny fiseho fotinsy no tsy mitovy!:P
4. hery
(
28/11/2006 22:08)
IZay tsy miady hono olom-bodo fa ny to fo mamosavy e :-)
http://hery.blaogy.com/post/4/2137
http://hery.blaogy.com/post/4/2137
6. Lejim
(
29/11/2006 03:04)
haha, i fijo moa hono no conseiller poltique-n-Dravalomanana, sa i rainy, sa i hery? lol,
7. manantsoa
(
29/11/2006 04:36)
ny olona misaina mahafantatra ny tsara ho tohizana sy ny ratsy havela.
Ny fiainana any amin' ny faritra misy azy sy ny fiainam- pirenena no hitany fa misy tsara tokony hotohizana ary misy ratsy tokony ho hatsaraina .I ra8 no hitany fa mendrika indrindra amin' ireo kandidà 14 ireo .
Raha ireo olona roa tononinao anarana ireo dia mahafantatra tsara ny fiasan'izany ZObe, manandafy , RaJAKO ba ,Ratsirahonana, ....
Safidy ny azy ka ra8 no tianay.

8. piso45
(
29/11/2006 08:07)
Araka ny tenin' ny kandida Ravalomanana dia misokatra ho an' ny rehetra ny varavarana izay te - hiaraka aminy fa tsy mialon-jafy izy.Ary tena tia tanteraka ity firenena mamitsika ity izy matoa mbola nametraka ny tenany ho fidiana indray ary mbola vonona izy hanohy ny fampandrosoana haingana sy maharitra ary hametraka hatrany ny fifampitokisana misy eo @ vahoaka sy ny any ivelany toy ny Banque mondiale,ny SADC....TOHIZO NY LALANTSIKA/ FIDIO RAVALOMANANA.
9. rainy
(
29/11/2006 14:08)
Tsy mpanolotsaina an'i ra-huit na iza mpanao politika amin'izao fotoana izao aho fa ny mahavariana ahy dia ny tsy mahamena-mivadika ireo olona izay tena tsy tia maizina an'i ra-huit nefa izao misolelaka aminy.
Amiko, tsy olona tokony handray fahefana intsony ireo olona ireo fa hiaina amin'ny maha mpanao politika tsy nahomby amin'izay. Asakasantsika Vahoaka raha toa ka mbola hifidy ny olona hoatran'izany ihany isika amin'ny fifidianana SOLOMBAVAMBAHOAKA manaraka. raha ny fandehany amin'izao no dinihana dia ny hahazo toerana amin'izay fifidianana hoavy no antony iray; ary ny iray izay tena hafa indrindra dia ny hitady hanao ady ankolaka amin'ny izay toerana misy an'i ra-huit;
azy ho azy sy ra-huit ny azy fa ny ahy kosa dia ny miteny hoe : tsy mena-mivadika ireo olona ireo.
Mazava angamba izay hevitro izay ary mbola manamafy aho fa tsy mpanolotsaina an'i ra-huit mihitsy aho. Olona mahalala izay tokony hataony izy ary betsaka ny mpanolotsaina manodidina azy. Tsy dia vendrana araky ny fahitan'ny sasany azy akory i Ravalomanana.

10. Stone
(
29/11/2006 22:28)
Ny adala ihany no tsy miova @heviny, raha hita izao ve hoe tsaratsara kokoa ny aty ankilany, dia mbola hiziriziry ihany?
11. fijo
(
30/11/2006 23:45)
lejim an,za tsy any mada,fa ny olona mpitady seza toa ireo kosa ,avela hanamaro isa,fa avy eo ahilika no mendrika azy.olona tsy manna hazondamosina ireo,ka mora mivadika foan ana inona na inona