Ampidiro aloha ny tenimiafina
roman policier gasy t@ teny frantsay
1. xxx
(
28/11/2006 14:06)
Nisy fotoana nahitako roman policier nosoratana malagasy, fa t@ teny frantsay, tantara miseho tao Antananarivo
Boky 2 no novakiako t@ izany fa 1 ihany no tadidiko ny titre "Jacaranda".
Mbola misy ve izy ireny ?
2. Fiffi
(
28/11/2006 19:00)
tena tsy mbola nahita an'zany indray zah an !
3. xxx
(
30/11/2006 18:31)
toa hazo beravina sisa no misy any ko ! :-D:-D:-D
4. Andriambelo
(
01/12/2006 14:18)
Tadidiko tokoa io. Ny titre feno hoe :"Les jacarandas sont en fleur"
5. Fiffi
(
01/12/2006 15:16)
6. xxx
(
15/12/2006 09:53)
Andriambelo:
Tadidiko tokoa io. Ny titre feno hoe :"Les jacarandas sont en fleur"
Marina tokoa izay
Toa tsy mba nisy boky hafa intsony taty aoriana