Bon annif indray an !

1. Fiffi ( 28/11/2006 05:38)
[size=18]Bon anniversaire ARI.MALALA sy ireo namana rehetra zay androany ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany ! Ho tahian'Andriamanitra avokoa ianareo de ho ela velona ![/size]
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:10
2. Fiffi ( 28/11/2006 05:41)
3. mimich ( 28/11/2006 05:51)
hihihih, fiffi, niarananoratra mintsy tsika sy ndryu zany
de mamerina ny fiarahabana aaty ndray zany ry zareo ah!!!:-*
4. sasa ( 28/11/2006 05:51)
Bon annif d mirary soa ihany koa ho an'i ari.malala sy ny namana rehetra tonga fety anio:-*::-*:-*:-*
5. Fiffi ( 28/11/2006 05:53)
mimich: tsy maninona akia fa be ny fitiavana namana ô ? :):-*:-*
6. ari.malala ( 28/11/2006 06:11)
:):-*:-*:-*:-*:-*misaotra betsaka e, dia isika rehetra hotahian'ny Avo daolo. Misaotra tsy nanadino de misaotra an'i Fiffi @ le gatô be, mamy! :miam::miam::miam:
7. Fiffi ( 28/11/2006 07:36)
:):-*:-*:-*
8. booboo ( 28/11/2006 08:08)
Arabaina Ari.malala dia mirary soa sy fahasalamana hatrany ary hifanantitra @ zanaka aman-jafy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee hihihihihihi :-*:-*:-*

Torak'izay kounkou reo mitsingerina anio ny andro nahaterahana :-*:-*:-*
9. Tsingatsa ( 28/11/2006 09:24)
:D
Dia ho ela velona ny tompon'anniversaire sy ny namana rehetra tsy ankanavaka ato @ serasera.org!
Ary ho samy tratry ny faran'ny taona 2006 sy ny taombaovao 2007
Aza adino ihany koa ny 20 aogositra 2007!

=D=D=D
10. jennifer2 ( 28/11/2006 10:53)
Hay ve anniversairen'i ari-malala anio e? bonne anniversaire zany akia de bizzzz be de be a!
11. ari.malala ( 28/11/2006 11:40)
dia mbola misaotra foana e! dia miarahaba ireo namana mitovy datin'andro nahaterahana amiko aho zany e!samia ho tahian'Andriamanitra daolo. Torak'izany koa ny namana rehetra.

Jennifer2, misaotra fa voaray ny sms dia efa novaliako any aky a :-*:-*:-*:-*
12. mamzelkely ( 28/11/2006 12:19)
bon annif neny aaaaaaaaaaa 8) me-atitsa njay ve?? hihihihi sangy io fa bon annif de mirary soa bdb miezaka miantso za fa ts mahazo mits :( :-*:-*
13. Fiffi ( 28/11/2006 12:24)
zah koh nihezaka niantso fa tsy mahazo mihintsy :(
:-*:-*:-*
14. ari.malala ( 28/11/2006 12:54)
bizarre! nefa ny tel libre tsara mints na ny portable na ny fixe :roll: fa na zany aza misaotra foana ee :-*:-*:-*:-*
15. tslem ( 28/11/2006 13:05)
BON ANNIVERSAIRE aki d ho lava andro iainana ah!:-*:-*:-*:-*
16. watafon ( 28/11/2006 15:29)
Bon annif akia an ! :-*:-*:-*
17. Fiffi ( 28/11/2006 16:01)
ari.malala: ratsy be hono ny andro any de tsy misy reseau ?:-*:-*:-*
18. ari.malala ( 29/11/2006 07:01)
merci fonafonafonafona eeeeeee! niandry gato b zany ny tenanay tsy nisy nandefa ny namana lol za ndray no nizara tany @ chat:-D:-D:-D:-D
19. mamzelkely ( 29/11/2006 07:30)
ountsss ndry aza no tokony hanome ko za ts hanaiky :-P
20. Fiffi ( 29/11/2006 13:37)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/3d-emoticone-msn-cadeau.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3404