Hisy ny premier tour ary rafahavalo tsy ao tafiditra

1. ronaldo09 ( 27/11/2006 10:24)



Des 14 partants au scrutin du 3 decembre,5 concurrents se detachent nettement du peloton.Ils forment un quinte favoris!
A une semaine du 1er tour du scrutin presidentiel ,cinq candidats font apparement la course en tete.Il s'agit ,dans le desordre et par ordre alphabetique ,de Lahiniriko Jean,de Ratsirahonana ,de Ratsiraka Rolland,de Ravalomanana Marcet de Herizo
Vus a la tele ,leur meetings rassemblent apparement la foule.La recette et presque la meme. Dans ce registre ,les cinq candidats precites detiennent plusieurs longuers d'avance sur les autres.
source:allAfrica.com
Dia io zany ny vaovao marim-pototra fa tsy hisy mihitsy ny afaka hilaza fa fihodinana voalohany dia vita ,vavan'ny maty an-drano izany hoe 1er tour de vita.
Dia miandry filoha vaovao zany isika ary mampamangy any ny amin'ny TIKO,ravalo avelao hivarotra ronono ary koa mba hianatra farafaharatsiny mba maka CEPE fa aleo i Toton Lahiniriko na i Cousin Ratsirahonana na i Frere Rolland no hiakatra eo.
Ny hala-bato aloha hisy dia hisy fa tsy hankaiza fa traingo eo satria olona tsy nianatra no hangalatra ka tsy hahay izay hataony.
2. bozyboleta ( 27/11/2006 10:48)
Enao de marary an-doha @zao nianatra sy tsy nianatra zao foana.
Otranao tapi-pahaizana io zao inona no vitanao t@ firenenao sa tsisy atoraka de aleo mialokaloka any an-tanin'olona any fa wen raha mody an-tanindrazana?
Izay rehetra mana-maso mahita sy sofina maheno ary saina mahitsy de tsy misalasala fa vita matavy 1er tour io e! Efa zatra ny fomba taloha raha milaza fa hisy hala-bato izany. Tsy mbola nisy fifidianana mangarahara otran'ny t@ ty ary efa omena okaz daholo ny kandida rehetra hi-consulter ny liste electorale ary efa nolazaina koa fa hisy confrontation pv. Ka inn indray no tadiavina???
3. ronaldo09 ( 27/11/2006 10:55)
IIIIhihihihihiiiiii!!!!
Be dia be ny ho tapaka lalan-dra ato fa vitany matavy ravalo e!randez vouz 3 decembre.
Nianatra sy tsy nianatra :KA ZA ZANY MIHITSY KA!
4. simplex ( 27/11/2006 11:08)
samy injeniera ihany lesy i ra8 sy Lahiniriko fa saingy hoe i Lahiniriko tany Cuba fotsiny :°)
i Ratsirahonana nga ka nanana curcus lavalava saingy hoe lery tsy manana an'le sens commercial ka mety tsy d hiety loatra ra tsy hoe ny PM nga no atao bandy mahavoa tsara...

ary za lesy mampiasa rss an'ny AllAfrica.com nefa tsy nahita an'io le.
Alefaso kely hoe le url ???

:-*
5. xxx ( 27/11/2006 12:04)
simplex>> tao @wanadoo lesy io article io no nalainy lery dia ato indray izy mamafy lainga hoe tao @ allafrica.com, jereo anie raha mahita url avoaka eo io fa raha mbola sahy mamaly eo io dia mety aodikodiny fotsiny sisa ny resaka, fa mety tsy sahy hamaly intsony aloha io raha ny fahitako azy e. Ny ahy vao mahita ny lainga afafin'ireo dia efa aleoko tsy asiana commentaire akory ny zavatra lazainy.
6. papala ( 27/11/2006 12:40)
ronaldo09> mianatra any russie ve,nalefa fotsiny t@ andron'ny le jamba ve ? hihomehezanay fotsiny raha zany fahaizanareo avy any zany, mpamafatrano aty Madagasikara, tsy mahay n'inon'inona.miteniteny foana , tsy menatr'olona, =))=))=))=))=))=))=))
7. xxx ( 27/11/2006 13:09)
ronaldo09:

IIIIhihihihihiiiiii!!!!
Be dia be ny ho tapaka lalan-dra ato fa vitany matavy ravalo e!randez vouz 3 decembre.
Nianatra sy tsy nianatra :KA ZA ZANY MIHITSY KA!

ary elà io aloha sao de mifoka rongony e? toa manao hevitra botolo, ohatrany biby izany mantsy

8. besoiiin ( 27/11/2006 13:32)
valio ilay fanontaniana ry ronaldo a! aiza ilay URL???? sa tsy hay ny dikanizany? mba nianatra ihany ingahy araka ny filazaningahy
9. lagoon ( 27/11/2006 13:33)
Mianatra méthode KGB any Rosia anga i ronaldo?
Mianatra mananpoizina?
8O8O8O
10. Robert ( 27/11/2006 13:44)
Ary lasa aiza bazylou..Alefaso ny fifanakalozan-kevitra..
Raiso ny fitenenana, andro ny fahalalahana izao..


11. gravy ( 27/11/2006 14:16)
:=))=))=))=))

Mapme be le bandy io mety lery angamba no ho faty tampoka satri lany 1er tour ravalo hihiihih mamangy amin'ny fahoriana
12. ikaretsaka ( 27/11/2006 14:28)
manoatra nohn'ny nijery mondial koa ity.. ny final tsy vita akory koabe oayaoay eo daholo
4 decembre na 5 na 6 na 7 vao miteny fa io maimaika io ihany ny tsy nampanidina ny akoho
13. bazylou ( 27/11/2006 23:02)
efa hoe tsy poinsa ny 1er tour dia vitan'ilay mpangalatra rononon'olona io!! tsy maintsy misy ny 2e , raha tsy hoe laniny daholo angaha ny ketsan'olona !!
14. xxx ( 28/11/2006 12:11)
Miverina ary @ ilay sujet mihintsy aho, Hisy ny premier tour ary rafahavalo tsy ao tafiditra

Ahitsio io aloha fa diso be dia mankarary maso , ny premier tour @ 3 déc , 14 ny candidats dont Ra-8

Ny 2ème tour no tsy fantatra raha hisy na tsia
15. BloodTitan ( 28/11/2006 16:04)
Ga GA GA GA gA gA;;;;;;;;;;; kokorikooooooooooooooooo,,,, mannnnnnnnn,,,, nde hiopy kisoa fa mahalatsa daolo lisany kle kozy e, misy ho faty alohan'ny advantista lisany kle
16. xxx ( 28/11/2006 22:10)
hihihihihih......aza dia atao mafy loatra re ry ronaldo9 sao dia misy mipipy @ pataloha eo.
17. tsimatimanota ( 30/11/2006 14:02)
MITONO TENA TOA LOLO FOTSY TY ELA RY RONALDONDONA
NY RAISONNEMENT NY LA MAINTY LANILANY BE
NY RONONO LEITIA MAHAVOKY REHEFA TSARA NY LALANA A
FA NY RONGONY NO MBA FANTATR ILAISANY MANTSY T@ ROUTE TERTIAIRE NY 2E REPUBLIQUE FA TSY SECONDAIRE AKORY
TRANO BONGO MISY RONONO FA TSY RONALDO TSY AMPY RONGONY
HA HA HA HI
RAHA MAHAY MAMALY RY SANANA A
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2672