R8 no tena hangala bato
1. tezitra
(
24/11/2006 16:42)
antony 3:
1)t@ fifanarahana tany dakar t@ 2002 entre izy sy ratsiraka dia samy nanao sonia fa samy tsy nahazo 50%, dia hatao ny 2 è tour nefa dia no tsinotsinoaviny ny soniany nataony teo imason'ny oua sy onu2)t@ fanonganana an'i lahiniriko dia sady tsy nisy ny urne no tsy nahazo nitsangana niala teo @ sezany ny deputé raha nifidy
3)t@ fifidianana ny prezida ny assemblée dia ny deputé ny fort dauphin no lanin'ny TIM taa @ Magro fa dia natao forcing fa tsy maintsy ny deputé mahafaritsy ny tulear 2
4)samy manatira ny bulletin hono ny candidat, ary ny caution hatao inona, sahalaa @ hoe mandoa caution ianao rehefa hanofa trano nefa avy eo trano mbola mila hamboarina no omena anao
ON VA PAS SE LAISSER FAIRE INDRINDRA FA NY NAMANA SERASERA BANDY BALEZE DAHOLO NY ETO? NY BANDY 21 CM AU REPOS NY AZY NY SIPA INDRAY 250 D AU REPOS NY TOUR DE POITRINE. ON VA PAS SE LAISSER FAIRE

novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 11:07
3. Lejim
(
24/11/2006 17:52)
tezitra:
ON VA PAS SE LAISSER FAIRE INDRINDRA FA NY NAMANA SERASERA BANDY BALEZE DAHOLO NY ETO? NY BANDY 21 CM AU REPOS NY AZY NY SIPA INDRAY 250 D AU REPOS NY TOUR DE POITRINE. ON VA PAS SE LAISSER FAIRE
Milay be ilay hevitr'ela nefa naninona raha tsy nasiana io teny vahiny ratsy io? :lol:
4. tezitra
(
24/11/2006 18:46)
fanampiny sady tsisy urne no tsisy isoloir ny t@ fifidianana ny fanonganana an'i lahiniriko
6. xxx
(
24/11/2006 21:46)
Izà indray no mpangala-bato fa tsy ireo mitarika ny olona tsy hifidy.... Sa i le Fidy no fidina.. Eny @ Kianjan'alarobia
Ninoninona lazain'elah diso elah,
Mangina fa mpanohitra tsy alehany elah ....
Tsy ara-dalana.. tsy aradalana... ny 3 déc
Manohana mpanao coup d'état ve letsy elah
De hoaradalana,
Io no alehany rehefa tsy mahay miray hina
Hatr@ voalohany...
Zara Dra-8 aza nilatsaka daholo ny mpanohitra rehetra
Afaka mi-Démontré Ra-8 izao fa misy démokrasia eto Madagasikara..
Marenina eo tena fa izaho no miresaka...

7. fijo
(
24/11/2006 22:47)
"ary ny caution atao inona???"ô letia ry tezitra an,fa aminareo nianatra be sy mahay teny frantsay ireo,inona no tena dikan'ny "caution"ary inona no antony hangatahana azy??????
raha any amin'ny hopitaly elahy ka te hijery tele dia mandoha "caution"aloha vao misokatra ny tele.io caution io,dia averina amin'ialahy rehefa mivoaka ialahy,ka avy nandoa ny hofan'ny tele nojerena.izany hoe tsy ilay caution akory no handoavana ny inona,fa antoka fotsiny iny,ka sao dia manova resaka letsy e

8. zakilinina
(
25/11/2006 00:01)
Tsy andriko izay ahatongavan'ny 3 désambra marina. Izay lany eo no tena izy ary tsy maintsy ekena na iza na iza. Izany no demokrasia fa tsy ny fanakorontanana hatrany hatrany akory.
9. Fiffi
(
25/11/2006 11:07)
hery:hummmm...matahotra zah sao de hisy tapaka lalandrà eo @ hatezerana! :wink:
Tongava faingana ny 3 desambra