Aprés la GAZETTE DE LA GRANDE ILE.....

1. lechiffre ( 24/11/2006 12:41)
Araka ny vaovao mari-pototra dia raràn-dRAVALOMANANA tsy ho à bord de AIR MADAGASCAR ihany koa ny gazety TRIBUNE.Asa re fa dia inona loatra ?
IZANY VE NO ATAO HOE DEMOCRATIE sa lasa république bananiére mihintsy ilay MADAGASIKARA?

HO HAFAHAFA IHANY NY FANDEHAN-JAVATRA RAHA IZAO ...fa dia ho hitantsika eny ihany
novalian'i fijo ny 24/11/2006 22:53
2. pissoa ( 24/11/2006 13:16)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1066&ART=20775
3. vakiniadiana ( 24/11/2006 13:32)
Mbola tsy novakiako aloha ilay napetrak'i pissoa io, fa ny marihako kely fotsiny dia izao :
i Air Madagascar dia orinasa izay mbola ny fanjakana no actionnaire majoritaire, ka io mbola manana ny azo tenenina foana ny fanjakana mikasika azy io, raha misy gazety manaratsy sy manely tsaho momba ny Air Madagascar na ny fanjakana dia zon'ny Air Madagascar mihitsy ny tsy mametraka ilay gazety eny @ fiaramanidiny, mitovy ny zony azo ametrahany "PLayBoy" eny.
Ny tiako holazaina dia i Air Madagascar (izay mbola ny fanjakana no actionnaire majoritaire) no manapaka hoe iza no gazety azony hapetrany eny, fa tsy hoe izay gazety rehetra dia tsy maintsy ho hitanao eny.

OK ? :wink:
4. xxx ( 24/11/2006 19:40)
vakiniadiana > =D=D=D=D
atao inona eny moa ny ttasy famonosa mofo ?
5. SARERAKA2 ( 24/11/2006 19:42)
xxx:

vakiniadiana > =D=D=D=D
atao inona eny moa ny ttasy famonosa mofo ?

ZAVATRA EFA FILM EFA NISEHO IZANY t@ andron'ingahy RATSIRAKA efa naloa t@ 1991 sy 2002 dia mbola averina ihany ! sanatria fiteny ny AMBOA no miverina @ naloany!....

6. xxx ( 24/11/2006 19:47)
lasa sareraka2 ngah , navadika ny palitao ?
iza indray ny AMBOA eo hono , raha i Ratsiraka no nanao in-droa 1991 sy 2002 (Amboa ? ) , aza hafangaro @ olona hafa .... aza hafangaro ry sareraka ny zava-misy a!
actionnaire ao @ io gazety io ngah ianao no mitabataba ?
refa tsy misy mpividy dia ataovy gratuit (raha mbola misy tia !)
7. SARERAKA2 ( 24/11/2006 19:48)

ary maninona no manao xxx e! raha lehilahy ...INONA ARY ITY ...

8. xxx ( 24/11/2006 19:51)
Aleo ihany tsy atao izany demokrasy zany fa toa tsy zakantsika ka marina e ! vao mba avela miteny kely de miteniteny foana , izaho aloha mahita fa norme ny fitondrana ra manenjika ireny ol miteniteny foana ireny na t@ andron'ny deba aza , fa ireo olona mpitsikera lava ireo , maninona moa ra mbaianareo no mitondra e ary nareo ve mahazaka ra mba tsikeraina ohatra izao tsy tonga de hoe vonoy any io fa manelingelina a !
9. SARERAKA2 ( 24/11/2006 20:07)
ô rangahy ity ah fa ianareo ve mbà nianatra sa ahoana e! ny gazety TRIBUNE anie efa ela e! ny momba ny haino aman-jery dia arakaraka ny maha ela azy no mampatanjaka ny taux d'audimat(raha audio visuel) sy ny taux de prise en main sy ny lecture (raha gazette)

Fa angaha moa na raràna à bord de AIR MAD aza ireo gazety ireo dia tsy ho hita @ internet NY OLONA ANIE LIAM-BAOVAO foana e!
fa angaha moa na nasaina nafenina t@ i KOFFI ANAN aza ireo 4 mi dia mino rangahy fa tsy fantany fa tany fadiranovana iMADAGASIKARA!
koa maninona koa raha ferana koa ny olona any ivelany izay manao abonnement tsy mahazo manafatra ny lagazette sy tribune?

ary minoa ahy ianao fa plus ferana ny zavatra iray dia plus manitikitika ny olona hoe inona ny antony ary tsy misakana azy ny hamaky izany @ fomba hafa indray!
10. xxx ( 24/11/2006 20:09)
mialà any ry sareraka a ! na 1 na 2 mitovy ihany , ny palitao no mivadika fa ny saina tsy miova fa fohy, raha fantatro fa ny asan' ny mpanao gazety misy ny atao hoe déontologie , tokony mba manaja izay vao mitaraina @ repoter sans frontière, sy ny ambassadeur rehetra ao madagasikara,
11. SARERAKA2 ( 24/11/2006 20:36)
xxx:

mialà any ry sareraka a ! na 1 na 2 mitovy ihany , ny palitao no mivadika fa ny saina tsy miova fa fohy, raha fantatro fa ny asan' ny mpanao gazety misy ny atao hoe déontologie , tokony mba manaja izay vao mitaraina @ repoter sans frontière, sy ny ambassadeur rehetra ao madagasikara,

Jereo tsara @ saina tsy miangatra ary ity zavatra ity :ny gazety TRIBUNE sy ny LA GAZETTE dia olona 2 tsy mitovy foto-pisainana mihintsy . Ny tompon'ny LA GAZETTE ho an'izay tsy mahalàla dia LOLA RASOAMAHARO ny tompon'ny TRIBUNE dia RAMAHOLIMASO . Manana mpanao gazety sy tonian-dahatsoratra(rédacteur en chef) efa tena expérimentés tokoa ireo gazety 2 ireo dia FRANCK RAHARISON sy ingahy JAMES RAMAROSON izay président ny ordres des journalistes ihany koa.Maro ireo articles izay niseho ary tena nahatsiaro voatefaky ny tehamaina r'ingahy RAVALOMANANA sy Sylla rehefa milàza ny marina momba ny tsy mety ataon'ity fitondràna ity!....ary tsikera hita fa tena mitombona tokoa.

Raha jerena ery ankilany ny MBS sy ny gazetin-dRAVALOMANANA(le quotidien) izay tsy maintsy misolelaka sy tsy maintsy manasohaso ny fitondràna dia mbà mampanontany tena ihany hoe mbà mahatanty ihany ny rédacteur en chef sy ny mpanao gazety ao tratran'ny préssion sy voatery tsy maintsy misolelaka.Raha hita izao fa niteniteny foana ingahy RAVALOMANANA tao MORAMANGA momba ny 29 marsta dia hasohasoina sy pasopasohan'ny mpanao gazety ao @ MBS sy ny gazety le quotidien fa mety izay teneniny!

Raha mahita arina eny @ tavan'ny mpitondra izany ny TRIBUNE sy ny LA GAZETTE dia hoy ny MBS sy ny le quotidien hoe:maquillage io ry vahoaka a! ny antsika RAVALOMANANA ihany .Izay gazety sahy milàza fa arina io dia raràna tsy ho zaraina etsy sy eroa.

Aza adino fa ny MEDIAS dia 2é pouvoir hoy ny amerikanina!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E?
12. xxx ( 24/11/2006 20:51)
tsy ny gazety ihany no tiako tenenina ry solelaka fa na ny mpanao politika aza a ! mba nomena vahana kely hiteny de oaoa , naninona t@ andron'i deba no nangina ohatra ny sifotra nalandoha , fa izao mahita ilay mpitondra malefaka de araraoty , i zefa albera moa de nampalelo mitsy , isika gasy tsy ho lasa izany e ! raha mbola betsaka ny olona ohatrandry solelaka :°)
13. xxx ( 24/11/2006 21:05)
le chiffre;aleo hazava ny resaka;taorian'ireny zava-mahamenatra nataon'iny jeneraly fidy iny dia nampitandrina ny filohampirenena fa be lainga loatra ny mpanao gazety malagasy, ny fanapahan-kevitra zany zao dia tsy hamoaka vaovao ry zareo, tsara sy fahendrena io satria tsy mahay ny asany ny mpanao gazety fa lainga no hita , ny tribune efa ela no tsy nahazo ny toerany eny ambony fiaramanidina fa nanao ny tsy mety, voasazy, ka aoka re ianao mba tsy hanisy sira eto fa mahamenatra e!
14. 00bandy ( 24/11/2006 21:30)
Resaka gazety indray ngah ny ato !!

Ny censure efa ela no nisy fa toe-javatra efa hita isan'andro io. Fa izay no olana @ pro Ravalo, tsy maintsy arovana foana na dé hita izao ary fa tsy mety ny zavatra ataony.
Betsaka ny zavatra tsy mety ataony nefa isika to mijery fotsiny, ka raha mba misy no sahy miteny dé mahazo ny hafatra foana !!!

mahagaga 8O!

15. xxx ( 24/11/2006 21:38)
aia aia aia, Tsivana-tsivana.....

Ninoninona lazain'elah diso elah,
Mangina fa mpanohitra tsy alehany elah ....

Tsy ara-dalana.. tsy aradalana... ny 3 déc
Manohana mpanao coup d'état ve letsy elah
De hoaradalana,
Io no alehany rehefa tsy mahay miray hina
Hatr@ voalohany...
Zara Dra-8 aza nilatsaka daholo ny mpanohitra rehetra
Afaka mi-Démontré Ra-8 izao fa misy démokrasia eto Madagasikara..

Marenina eo tena fa izaho no miresaka...
16. SARERAKA2 ( 24/11/2006 21:45)

Jereo tsara fa raha misy olona mandefa rivotra efa maimbo be izao dia hoy ny mpomba an-dRAVALOMANANA hoe mmmmm MANITRA be izy izany ...
ao iareto ao izany ny anareo e!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E ! isan'izany angamba ry xxx tsy sahy miseho masoandro!
17. xxx ( 24/11/2006 21:52)
ary tena vulgaire ity sareraka2 ity , mangina @ izay fa mandreraka ... enao izao no tao @ toerana fanaovana maloto tao efa ho adiny iray enao vao mivoaka dia tsy henonao intsony ny fonona , izay no atao hoe efa maimbo loatra i seraraka2 ny olona ety ivelany no maheno ( lojika !) efa zatra maimbo sy maloto sareraka2 dia tsy mahita afa-tsy izay eo amin' ny fiainana any madagasikara !(lojika X2)
18. SARERAKA2 ( 24/11/2006 22:02)

inona moa no maha vulgaire an'izany zava-marina fa imaginé fotsiny ilay izy!
19. xxx ( 24/11/2006 22:19)
Jereo tsara @ saina tsy miangatra ary ity zavatra ity :ny gazety TRIBUNE sy ny LA GAZETTE dia olona 2 tsy mitovy foto-pisainana mihintsy . Ny tompon'ny LA GAZETTE ho an'izay tsy mahalàla dia LOLA RASOAMAHARO ny tompon'ny TRIBUNE dia RAMAHOLIMASO . Manana mpanao gazety sy tonian-dahatsoratra(rédacteur en chef) efa tena expérimentés tokoa ireo gazety 2 ireo dia FRANCK RAHARISON sy ingahy JAMES RAMAROSON izay président ny ordres des journalistes ihany koa.Maro ireo articles izay niseho ary tena nahatsiaro voatefaky ny tehamaina r'ingahy RAVALOMANANA sy Sylla rehefa milàza ny marina momba ny tsy mety ataon'ity fitondràna ity!....ary tsikera hita fa tena mitombona tokoa.

ary sareraka na 1 na 2 (mpamadika palitao) , mba mahita zavatra koa an ! tenenina daholo ity atsamga tsy hamanorana ity an' i Lola e! Ramaholimihaso é no tompon' ny gazety efa fantatra io , i an' ... no président .... ny critique tsy mitombina no tenenina .. na président ny journaliste ianao na iza ianao na manana expérience firy taona aman-jato aza , mba ni-évoluer ve ny gazety gasy atramin' izay é ???????, nanao ahaoan tamin' ny andro fahiny ?????? dia nanao ahoana izao .. omeo tarehy marika aza hoe firy isan' andro ny gazety famonosamofo no lafo.
aza ampitahaina @ ny médias any amerika ny any madagasikara mbola lavitra ny lalana ary mbola ela vao hisy ilay atao hoe déontologie raha tsy miova ny foto-pisainana .
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E?
20. SARERAKA2 ( 24/11/2006 22:31)

Izaho mahita fa manana ny maha izy azy tokoa ny gazety malagasy ary hitako fa tsy mitsaha-mandroso rien que ny fahitàna ny tirage quadrichromie fotsiny ihany aza sy ny fampiasàna ireo machine izay efa mandroso sy tsy mena-mitaha tokoa! manontany ny momba ny déontologie ianao tokony hisy ary fototra io! fa ry RAVALOMANANA sy ry SYLLA no tsy mahatanty tsikera dia IZAO NO VOKANY . Taiza ary oviana ry CHIRAC sy VILLEPIN no tsy hamela ny FRANCE SOIR na PARIS MATCH na LE MONDE ..à bord de AIR FRANCE izay ny fanjakàna koa no actionnaire majoritaire. Gazety sy magazine izay rien que ny carricature fotsiny ihany aza dia tena tsy mitsitsitsitsy mihintsy ireo mpanao gazety.Raha hanao izany ny filoha sy ny praiminisitra frantsay dia mety ny ampitso ihany dia hisy remise en question ho azy ireo hoe fa dia inona loatra?

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085