Petipoi

1. nikopol ( 24/11/2006 10:10)
normal ve ry reto rehefa mihinana petipoi za dia rehefa veo mikapa dia tsy potika mihintsy ireo petipoi fa mbola maintsomaintso tsara boribory ?

sa we za tsy misy nify no mahatonga zany ?
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 15:07
2. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:37)
ny sasany kosa potika e.. ny ahy nosokafako ny vavako dia nojereko t@ fitaratra miihitsy de ireny efa voatsako lasa puree ireny kosa ve de hiverina ho boribory indray
3. jefra ( 24/11/2006 11:50)
Sao misy fomba azo anaovana recuperation azo eitreretina izany? :lol::lol::lol::lol:
Toa lamaody be ny recyclage ko :-D:-D:-D
4. fiaritiana ( 24/11/2006 11:57)
sô dé tsy mitsako kosa niko?? fa misy koa ny olona tsy mahazaka petipoi ny vavoniny fa lé tsy potika kosa alou tsy aiko e!
5. vale ( 24/11/2006 12:01)
nikopol::-D:-D:-D:-D:wink:
6. majakely ( 24/11/2006 12:42)
jefra:-D:-D
7. lemenakely ( 24/11/2006 12:58)
jefra:

Sao misy fomba azo anaovana recuperation azo eitreretina izany? :lol::lol::lol::lol:
Toa lamaody be ny recyclage ko :-D:-D:-D



MAIS MAMAN MAIS T' ES DEGUELASSE MMMMMMMMM!!!!!...=))=))
8. vale ( 24/11/2006 13:54)
hihihihi
9. ftma ( 24/11/2006 19:27)
:-D tokony alefa ary @ hatsikana sy lalao =))
tsy mitsako kosa nikopol ary tena mahavatra mandinika an
10. xxx ( 24/11/2006 23:22)
ary vao nitranga tamiko izany nahazo an i nikopol izany androany.
11. watafon ( 25/11/2006 19:46)
raha tsy tsakoina mhitsy izy d normal raha mivoaka boribory tsara any ambany :-D! somary mavesatra aloha izy ireny ary betsaka no tsy mahazaka azy indrindra ny olona manana olana @ vavony !
12. mimich ( 29/11/2006 07:21)
niko>:-D:-D:-D: tsy mitsako tsara kosa angamba ianao ee!!! de izay tsy voatsako de tsy levon'ny vavony intsony fa dia mivoaka oh nidirany ihany :-D:-D:-D.
Raha mbola ampy nify tsara dia aleo maka fotoana hitsakoana fa raha mitombo hadiry ny voan-javatra hohaninao , oh we voanjobory tsy voatsako de tsy levona de.....mety ho sahirana ihany ianao hamoaka azy any ambany :-D:-D:-D:-D:-D.
13. kelly13 ( 29/11/2006 12:09)
:-D:-D:-D:-D
14. tslem ( 29/11/2006 14:21)
sa we za tsy misy nify no mahatonga zany ?
hay v nikopol tsisy nify e!:-D:-D:-D
15. kelly13 ( 29/11/2006 15:07)
nikopol>efa hoe aza adino ny mametaka solonify, mbola adino fôna, hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5987