hay ve ianareo tim ireto
1. bazylou
(
24/11/2006 09:02)
tsy mahazaka ilay fahamarinana sy ny mpanao gazety e!! raha izao ilay 8 dia esorina daholo ny gazeey gasy rehetra!! Izany ve no demokraty???
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:05
2. vahatra22
(
24/11/2006 09:11)
enao ndray na hanin na hanin tsy maintsy ra8 no lany eo! tsy maintsy mandresy nenay!
3. bazylou
(
24/11/2006 09:14)
tsy maintsy handresy an!!!! mahazo antoka be mihitsy ianao izany!! izahay aloha tsy mino e! aleo handeha fa raha izao aloha dia mety hahagaga ny fanampenanm-bava!! ohatran'ny deba ihany e:
4. kelly13
(
24/11/2006 10:01)
bazylou a, refa tsy lany ary i ra8 d iza no mety ho lany e?
za mantsy neutre, tsy hitako b iany izay ho fidiana! ianao manankina b an'i ra8 nefa tsy mi propose hoe i anona no kandida tsara satria izao sy izao! refa tsy mi propose @nay vahoaka ange ianareo d ze hitanay vahoaka (surtt ny neutres ohatra ahy) nahavita ny vitany tao anaty 5 taona no fidinay e! donky, proposer-o izahay hoe i anona no fidio rey vahoaka satria izao sy izao! le fanakianana diso tafahoatra mantsy vao maika mampi te hifidy an'i ra8 zany

5. hery
(
24/11/2006 10:25)
tsy hainy izany e...
Tsy mahay manolotra zavatra tsara ho an'ny olona fa mandrava efa fotsiny :-)
Tsy mahay manolotra zavatra tsara ho an'ny olona fa mandrava efa fotsiny :-)
6. vakiniadiana
(
24/11/2006 10:27)
Hanao inona anefa i bazylou raha lany eo ra8 e, hanampy ireo milaza fa hisy korontana eto ? izay tsy mahatanty resy eo no tena tsy mahatanty demokrasia
7. bazylou
(
24/11/2006 11:00)
fa angaha ianareo zazakely no atoro sy omena isan'andro lava izao!!!
Mijereva dia mahita!!
Mijereva dia mahita!!
8. prime
(
24/11/2006 11:51)
bazy> ny olona liana fandrosoana manolotra vahaolna fa tsy mpametraka olana...
9. toovs
(
24/11/2006 12:17)
prime:
bazy> ny olona liana fandrosoana manolotra vahaolna fa tsy mpametraka olana...
ny ahy indray ny fametrahana olana(problematika) no zavadehibe fa tsy ny fandrosoana vahaolana. rehefa apetraka ny fanontaniana de ny be sy ny maro no mandray anjara ho azy am famaliana an'izay hitany ho marimarina kokoa aminy.
Fangaha nareo de tsy manana capacité d'analyse sy reflexion ka hotolorana vahaolana foana. elao am zay zany saina kamo hitady vahaolana izany ka aza manantena hatoro sy homena vahaolana mandarkariva
10. prime
(
24/11/2006 12:36)
toovs> Ny olona sahy manome vahaolana efa tsy maintsy mandinika mialoha ary mahafantatra ny olana... fa ny olona mijanona eo @ fandinihana ny olana dia variana mitsikera ary mihemotra...:wink:
Adinonao angaha ilay fiteny hoe : "les perdants posent toujours des problèmes... les gagnants proposent toujours des solutions... les perdants trouvent toujours des excuses... les gagnants trouvent toujours des motivations..."

11. kelly13
(
24/11/2006 16:37)
bazylou>ie, tolory izahay zazakely fa tsy mahita ho fidina ankoatra an'i ra8!
i elia ohatra inn no plus aminy par rapport @ i ra8?
i hzo pareil
ratsirahonana pareil et ainsi de suite...!
ra tsy zany d i ra8 iany no ho lany zany ange e
i elia ohatra inn no plus aminy par rapport @ i ra8?
i hzo pareil
ratsirahonana pareil et ainsi de suite...!
ra tsy zany d i ra8 iany no ho lany zany ange e
12. xxx
(
24/11/2006 21:43)
Maninona indray ny TIM.....
Ninoninona lazain'elah diso elah,
Mangina fa mpanohitra tsy alehany elah ....
Tsy ara-dalana.. tsy aradalana... ny 3 déc
Manohana mpanao coup d'état ve letsy elah
De hoaradalana,
Io no alehany rehefa tsy mahay miray hina
Hatr@ voalohany...
Zara Dra-8 aza nilatsaka daholo ny mpanohitra rehetra
Afaka mi-Démontré Ra-8 izao fa misy démokrasia eto Madagasikara..
Marenina eo tena fa izaho no miresaka...

13. fijo
(
24/11/2006 23:05)
toovs an,ahoana izany mametraka olana ,nefa tsy mihezaka ny mamaha izany le,?????sa dia hitady olan afoana fa tsy ahita valiny mihintsy?????dia ahoana ny hoavy raha izany?