dia manimba sy mandrava ary mitady ady.

1. fijo ( 23/11/2006 23:38)
ny mpanao politika sasany,dia tena mampalahelo mihintsy,satria dia tsy miova mihintsy,fa dia ireo foana no mba zavatra takatry ny sainy.
ary ny hoavin'ny firenena ve mba efa nosainina sa dia ny mandrava aloha????
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:08
2. Simpona ( 24/11/2006 07:41)
Tsy mahagaga io. Io matetika no fomba hitan-dry zalahy mora hahazoana toerana: mora ny mandrava na dia sarotra aza ni manangana.
Io ady toerna io no tena mibaiko azy, ary izay toerana azony tsy misy mbola mahafa-po azy.
Ny ho avin'ny firenena ve?? Vitsy amin'ireo no tena mametraka izany ho loha laharana eo amin'ny sehatra politika. Ny hoavin'ny tenany manokana sy ny fianakams ny no tena imasoany matetika.
Toe tsaina mapalahelo saingy tena misy ...
3. ravatorano ( 24/11/2006 07:56)
Izay no mahavoa ireo mpanao polifika malagasy ireo
io seza io no lalana voalohany hangorona karena d milaza zareo fa tia ny tanindrazana
d mampalaelo e
:x:x:x
4. xxx ( 24/11/2006 08:44)
Maninona moa ra hasiana tsilo io seza io @ zay tsy misy miady intsony e !:-D:-D:-D
5. vahatra22 ( 24/11/2006 08:50)
efa fantany fa tsy ho lany izy d migafy sisa azony atao e! mampalahelo le toe-tsaina!
6. mandrindra ( 24/11/2006 09:23)
ny mpifidy no tokony ampahafantaraina an'io mazava kokoa satria any ihany no fanafodin'io raha io.
7. Simpona ( 24/11/2006 12:41)
ny mpifidy no tokony ampahafantaraina an'io mazava kokoa satria any ihany no fanafodin'io raha io.

Ka ny olana dia ny mpifidy miits no korotaniny, mora ho azy anie ny mampisavorovoro vahoaka tsy mahalala e, de avy eo mifanipaka toy ny valala an-karona.
Misy ihany ny te hampahafantatra fa ny fandio iray siny tsy mahaleo fandoto iray tandroka.
8. manantsoa ( 24/11/2006 15:50)
Ilay milaza fa Razoky io no tena loharaharana amin'io e. Ny sasany moa dia tarana -boanjo ( KLIN vava eny foana ) , ny sasany indray dia tena herin' ny maizina no miasa ao anatiny .Raha ny tori-teny sy resaka ataony isanandro dia mifanohitra amin' ny fihetsika ataony amin' izao fotoana izao .
Ry zalahy no tena nanao pacte tamin' ny satana . Mila sorona indray io namany io dia izao efa manomboka izao ny ataony . Iny miaramila maty teny Ivato iny aloha no voalohany .
9. xxx ( 24/11/2006 19:40)
ka na iren ry savony vava reny ary ve tsy efa mpikambana ao @ devoly e ! aiza no hisy mpitondra fivavahana hanao antoko mpanohatra , mba dinio kely anie , i Jesosy ve efa nitarika na nanome hevitra ny olona hanohitra ny romana , de mba dinio @ izany koa isika izay mpivavaka , tadidio fa hoy ny soratra masina hoe maneke ny mpitondanareo , mba misy mahatanteraka izany ve ny olona ao amitsika :roll:
10. fijo ( 24/11/2006 23:08)
ze jesosy any aloh atsy aiko,fa iny koa afera hafa,fa ny ahy madagasikara no mampisaina ahy.di ahosimbana foana ve?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.309