zay anaovana azy(Raboussa)

1. hasinirina ( 22/11/2006 15:11)
or reto a! mba omeo tonon'io hira io za fa reveko be le izy
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 07:39
2. Fiffi ( 22/11/2006 15:27)
sao de @ ireto io ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=232
3. baya ( 22/11/2006 17:34)
za mkif B anio fs1gy mbla tstafa voka ko lé iz fa jte promé fomeko enao ra bla tsmaaz.biz
4. booboo ( 22/11/2006 17:37)
gné ? sao misy mpandika teny kay ato ? inona zany

fs1gy
sy
ra bla tsmaaz.

kay ?
5. pissoa ( 22/11/2006 17:40)
:-D:-D:-D

fs1gy = fa saingy
ra bla tsmaaz = raha mbola tsy mahazo

sa tsy zao ? :-D
6. booboo ( 22/11/2006 17:51)
Pissoa > hihihihi misaotra. Loza beeeee fa tsy reo mihitsy no famakiko an'ire fa bizarroïde beeeeee hihihihihihihihi
7. lapino ( 22/11/2006 18:15)
Soa ihany fa misy mahay zedemô :wink::-D:-D
8. pissoa ( 23/11/2006 07:39)
:wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069