Fandihizana SALSA

1. ravonjison ( 22/11/2006 10:41)
Hono hoa ry zareo,manontany aho, aiza ao Antananarivo no azo handihizana dance latin 'SALSA'.
Handalo pour 3semaines any mantsy aho ka maintsy tohizana ny fanatanjahantena.
Misaotra mialoha @ torohevitra e!
2. xxx ( 22/11/2006 12:14)
efa tsisy salsa tsony any zao fa aorta anmboira le konsele be reny no misy e ! :-D:-D:-D
3. totofy ( 22/11/2006 14:48)
=))=))=))=))=))=))
4. kelly13 ( 22/11/2006 16:21)
:D:lol:
5. manga2 ( 04/01/2007 19:24)
Mba hilazao moa rehefa mahita ilay toerana ianareo e, na aiza ao Antananarivo no misy fanaovana salsa fa izaho koa tia manao salsa amin'izay rehefa tonga any Madagascar aho dia mba fantatra ny toerana haleha, misaotra o!
6. melody ( 05/01/2007 16:42)
Dia ho hisy izany salsa izany ve ry zareo any dago? Ny antsika to ny roka sy ny kilalaka no tena malaza any izao:)
7. manga2 ( 10/01/2007 21:56)
Iza no mahalala, isika anie toa mba manenjika ny ataon'ny vazaha ihany e! na dia taratara kely aza.
8. melody ( 11/01/2007 21:42)
eny hoa e!To tena tsy misy mahafantatra akia ry manga2 izy izany an, sa isika no handao hanokatra club kely:wink:
9. ravonjison ( 12/01/2007 17:12)
Misaotra anareo izay mi-s'interesser e! Nandalo tany Dago aho fa ao @ academie de danse ao Antanimena ao Antananarivo no misy mampianatra salsa(misy ny danse isan-karazany ao koa ao).Fa ny club no mbola tsy nahita aho, ka tsy maintsy ho eritreretiko ihany ilay fanokafana club,sady mampianatra koa manko aho.
Misaotra an'i Serge nanome ny telefaoninan'i Christian fa ho andramako contacter na izy.
Araky ny gasy daholo izany e, saingy somary tarakely.
Ndao handihy e!
10. melody ( 12/01/2007 21:42)
ndao ary e, f'aiza nefa?
11. manga2 ( 18/01/2007 18:31)
manja be kosa izany raha mba misy mampianatra salsa any dago koa,misaotra betsaka ravonjison nanome io toerana io @ izay mba misy hatao rehefa manao vacance any dago.=D
12. ravonjison ( 26/01/2007 09:47)
Hono hoa ry manga2, tena mba mandihy salsa tokoa ve ianareo ? Vitsy mantsy ny gasy mandihy an'io ka mba mitady izay mahafantatra ny dance salsa aho mba hifanankalozankevitra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9944