Nanjavona
1. pissoa
(
22/11/2006 08:00)
Miarahaba
Tsy tadidiko intsony ny tonon'ilay hira Nanjavona ireo olon-kendry iny, ka raha misy afaka manome dia misaotra mialoha o.
:)
Tsy tadidiko intsony ny tonon'ilay hira Nanjavona ireo olon-kendry iny, ka raha misy afaka manome dia misaotra mialoha o.
:)
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 18:53
4. pissoa
(
22/11/2006 16:17)
hihihi - le dakôma atsy ambadika atsy kou ony manana @ teny Shwahili :wink::-D:-D:-D
7. mimich
(
23/11/2006 06:18)
Nanjavona ireo olon-kendry tia fihavanana
Manda aron'ny tanana
Nankaiza ireo mpandimby toa samy tola
Vitsy no sahy mijoro ho mpiaro ny tena marina
Tankina sy ritra vare ilay fitiavana
Narotsako tao am-pony
Fiv:
Ray aho, na tsy andrin'ny hafa aza ny ora iverenanao ry oloko
Zaho kosa miandry anao
Matoky anao, mbola tia anao
(Ray aho)satria Andriamanitra aho.
(hatreo ny haiko tsianjery aloha fa amin'ny manaraka ny tohiny)

9. lapino
(
23/11/2006 18:26)
Iiiiiiii, fahendrena tokoa ve ny makany amin'izany lafrantsa e? :roll::roll::-P
Sao dia mba lasa nisaka trondro e ?
Sao dia mba lasa nisaka trondro e ?
10. pissoa
(
23/11/2006 18:53)
Sao tsy fahendrena tokou ... ny sasany tokon mahandro ovy de lôzany mipôtô any lafrantsa :-D:-D:-D:-D:-D
nisaka trondro nga :roll::-D
nisaka trondro nga :roll::-D