valala an-karona

1. xxx ( 22/11/2006 00:15)
Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
novalian'i fijo ny 22/11/2006 23:45
2. vale ( 22/11/2006 00:20)
AAAMEN!:lol:
:°)
3. xxx ( 22/11/2006 00:23)
Mijery ny sasavanginareo eto aho dia mahatsapa hoe tena Afrikanina marina isika Malagasy. Isika samy isika ihany no mifamototra.
4. vale ( 22/11/2006 00:26)
:-D:-D,

marina ve zany ry xx?:-D
5. tenagasy ( 22/11/2006 00:29)
Tena tsss!:roll: :(

6. vale ( 22/11/2006 00:30)
xxx tsy mahazaka propagandy ngamba?:roll:
7. xxx ( 22/11/2006 00:33)
Madagasikara?

Ilay firenena tsy mahalala ny zava-misy era-tany.
Ny mba mahalala miezaka mambotry ny hafa mba tsy hahalala.
Nobotriana ny sainy amin'ny vita gasy dia iny fa nanafatra vita sinoa.
Niverina ny deba dia tsy nisy nandeha nifidy. Lany ny deba vao 8-).
Ampanantenaina 35 mille logements dia roboka.
Tenenina hoe merina sy tanindrana dia miady.

Lozanareo izay manambaka ireo tsy mahalala ireo.

"Ny adala no tsy ambakaina ..." anao no manohy azy. MEDITATION
8. tenagasy ( 22/11/2006 00:42)
Ny adala no tsy ambakaina, ianao manambaka azy no adala sy gaigy kokoa!
9. xxx ( 22/11/2006 00:43)
Tsy tsy mahazaka propagandy aho fa mandinika ity Jeneraly azo atao hoe nahery fo tamin'ny 2002 dia nivadika. Mila mailo ihany fa ny hitsikitsika tsy mandihy foana.
10. xxx ( 22/11/2006 00:45)
Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana.
11. tenagasy ( 22/11/2006 00:49)
Hitsikitsika nivadika papango hoah!
12. xxx ( 22/11/2006 00:59)
Eny, izy natao hivavahana indray o nipaoka ny zanak'akoho. Tokony hitandrina ihany izy mba tsy hisian'ny dictature ao dago, ny mahery fo tany cuba izao i Che Guevara, nefa ankehitriny lasa dictature ihany no any.
13. vale ( 22/11/2006 16:06)
xxx:

Tsy tsy mahazaka propagandy aho fa mandinika ity Jeneraly azo atao hoe nahery fo tamin'ny 2002 dia nivadika. Mila mailo ihany fa ny hitsikitsika tsy mandihy foana.

ka mitady toerana izy eh, zay ny antony!!8)


14. fijo ( 22/11/2006 23:45)
ny PS sy ny UMP koa izany afrikanina kle?????? aza variana manao X wa fa manimba io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7946