Radio Malagasy International

1. salmo ( 21/11/2006 16:28)
Drôgy be le eto alohany ordinador nefa tsy maintsy ao an-trano vao maheno vazo gasy, avy @ alalany Satelite na Internet. Misy vahaolana ve? mba hafahana mirevy any anaty vamm na eny an-dalana miaraka @ kaske.
novalian'i Fiffi ny 22/11/2006 18:34
2. Fiffi ( 21/11/2006 16:49)
eto anaty vam ny pc portable de mety koh !:wink:
3. salmo ( 21/11/2006 16:52)
Aty ny fitsipikiny mpamily efa tsy azo miresaka @ portable kou mbola mitendry ordinador ihany :-D:-D
4. Fiffi ( 21/11/2006 16:55)
tsy mitendry kah ! sokafana fotsiny de atao eo @ siège arrière de zay !
5. xxx ( 21/11/2006 17:53)
:-D
6. dailynews ( 21/11/2006 18:00)
azo atao ve ny mi download azy @ ipod na mp3 sa tsy maintsy mandoa vola. anontanio ny mpandrindra.
7. kelly13 ( 21/11/2006 19:52)
tanjemo ny piratazy fa tsy mahaloha ny sarany ny vidiny!
8. MTN ( 21/11/2006 23:58)
Enregistreo amin'ny micro fotsiny dia tsy miteniteny mihihtsy aloha mandrapahavitan'ny enregistrement dia tsy hisy hahalala mihitsy ianao hoe nanao pirate.
9. ninih ( 22/11/2006 15:51)
aoka marina reto ke pirate aza de dradradradraina lotra fa mampikatona io an!
10. Fiffi ( 22/11/2006 18:34)
tandremo fa efa henjana be zao ny sazy ahazo @ fanaovana piratage io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0906