tsy adala ny olona

1. vetsoko ( 21/11/2006 15:16)
Lala ratsirahonana,pety rakotoniaina,manandafy rakotonirina,lahiniriko,GAL fidy,GAL ferdinand razaka,....Ireo rehetra ireo dia mpiara-dia t@ ra8 taloha(taloha vao haingana io),MBA SAINO IHANY FA TSY ADALA DAHOLO IREO MATOA NIATAKA,MBA SAINO IHANY ,na izy rehetra ireo no adala ,na i RA8 irery no tena olàna,tsy tongatonga ho azy izany fietahana massive be ohatr'izao izany,mba saino ihany
novalian'i fijo ny 21/11/2006 22:29
2. mandrindra ( 21/11/2006 15:33)
tena nihataka ve ireo sa mba manao sônema fotsiny???
tsy haiko aloha e!!
3. vahatra22 ( 21/11/2006 15:59)
izao no tena marina e! tsy nahazo toerana izy d zay no nahatonga azy nihataka!
4. vegas ( 21/11/2006 16:08)
marina zany vetsoko
5. sylvain ( 21/11/2006 16:56)
tsy haiko ry vetsoko raha izao vao mahalala ny mpanao politika malagasy,fa zavatra tsy mahagaga hatramin'izay zao,rehefa tsy mahazo toerana na mankahala tsotra zao ny fitondrana d misintaka lasa manohatra mihitsy aza,ka rehefa te ahazo toerana indrindra @ zao fifidianana zao d tsy maintsy misitaka,atao ren-tany ren-danitra,fa tsy miaraka tsony @ io fitondrana io é!sns...ny tena izy d tsy manankambo ny mpanao politika malagasy é!
6. Samoana ( 21/11/2006 17:10)
Tsy tongatonga ho azy tokoa ilay "fietahana massive" fa efa nanonofy ho prezidà avokoa. Niataka rizalahy dia tsy mba nahay nitambatra ho kandidà iray fotsiny fa niparitaka samy te ho lohany
7. titimms ( 21/11/2006 17:47)
Marina zany samy te ho lohany daholo, mahita ny tombotsoa azo teo dia mba te hitombo be2 kokoa. Tsy mety afapo raolombelona
8. sonwin ( 21/11/2006 18:05)
ireo anarana ireo ve ry vetsoko tsy toy izao foana ny fanaony na iza na iza mpitondra eo?
9. rainy ( 21/11/2006 20:03)
ny fanontaniako, raha afaka mamaly ianareo, dia hoe : naninona no izao vao hitan'ireo olona ireo fa ratsy dia ratsy i ra-huit leriche nefa dimy taona niarahana taminy hatramin'izay , niara-nisolelaka taminy fantatry ny vahoaka rehetra?
raha izany naninona no tsy vao hita ny fandehany dia nialana, nanaovana kabary ampahibemaso?
misaotra an'izay mahalala ny tena marina.
10. xxx ( 21/11/2006 20:40)
tsy misy hisainana ny amin' ireo, ireo olona ireo no mpanao politika vereux hoy ny fiteny ... mpanao kobaka am-bava ... mpamadika palitao... mitady seza ...mpilalao ny fiainan' ny vahoaka malagasy...mbola tsy ampy ve ?
11. fijo ( 21/11/2006 22:29)
ny tsapa aloha,dia olona mitady seza no tena antony,fa tsy dia hoe misy hevitra vaovao akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508